Ty ndray ary hafa e
1. ari.malala
(
24/03/2006 09:34)
Nisy lhl ony nahazaka sipa vaovao, d mba tiany hahita ny appart ny znay le sipa d nentiny tany @nazy indrya hariva, d vao niditra d toga d ozy le sipa, hay, tsara b ny canape anao. Jejo ery lery namaly: Jocelyna aky no nividy an'io a! ex ako zay nomeny ana t@ anniversaireko io :)D ts nanin zany le sipa fa mbola nanohy ihany, manao collection ana tableau nga enao? d ozizy an an an, Isabelle aky a, ex anankiray ndray, artiste peintre manko izy e! d refa nisaraka izahay d navelany reo ho ana :) d avy eo zany nankany andakozia, d ozy ndray le vhv, ah, tsara b ny decoration ato zany an! D namaly ndray lery sady nizesta b, Anne Marie, le niaraka tamiko voalohany zay aky no tompon'izao safidy zao a! Nony farany @zay d nankany antrano fandriana d ozizy le sipa, tsara b ko ato an! ireo ko zao sure mints ah fa anankiray @ sipanao talo tany n nanome an'ireo! D ozy le bandy, ary mahay maminany ndry ty an, Geraldine no nividy ny fandriana sy ny armoireko! Fa ts nahatana tena tsony le sipa d ozizy sady nirintona nivoaka izy, no nofetahany ny tamaina le bandy d ozizy, hande za fa tsisy ilaivako castor mints eo @ fiainako! D teo zany lery tsy nahatenyalo gaga fts, d nieritreritra we in ary no tiany notenenina t@ le we castor, d farany tonga saina d nanokatra diksionera d zao no dikany:
Castor : nom masculin, animal qui bâtit son habitat avec sa queue."
Castor : nom masculin, animal qui bâtit son habitat avec sa queue."
novalian'i Veloo ny 26/03/2006 01:00
5. kala
(
24/03/2006 11:32)
zany an! de alefaso aty @'i kala hotezainy fa tena tsy mety tezitra mihitsy izy @'izay :wink::wink::wink:
sady ny andry diam & dadabe koa ange efa aty ê!:-D:-D
sady ny andry diam & dadabe koa ange efa aty ê!:-D:-D
11. kala
(
24/03/2006 13:39)
diam > mbola mamorona tononkira hatao @ saint diamant angamba kou:wink::wink::wink:
diam's aiza oooooooooooooooooooo!:)
diam's aiza oooooooooooooooooooo!:)
13. vancleef
(
24/03/2006 17:02)
Ilay castor manao hoe an ! an! an! encore fa ilay ganagana tsentsina ny vavany dia tsy afaka miteny :lol:
15. Herimiafina
(
24/03/2006 18:15)
Ary interessant be le anarana hoe Castor an! :-w:-w
Otsan'ny ovako an'io injay ny ps-ko klé, hehehe=))=))
Otsan'ny ovako an'io injay ny ps-ko klé, hehehe=))=))
17. vancleef
(
24/03/2006 18:27)
Herimiafina>Izaho ange tsy niteny hoe ganagana vavy ê.Hadikao teny frantsay ange :
Pourquoi le castor a une queue plate ?
Valiny : Parce qu'il s'est fait sucé par un canard.
Lasa hoe Herimiafina pelaka eo raha manova ps :lol:
Pourquoi le castor a une queue plate ?
Valiny : Parce qu'il s'est fait sucé par un canard.
Lasa hoe Herimiafina pelaka eo raha manova ps :lol:
18. Herimiafina
(
24/03/2006 18:33)
Kay leity an! Esoriko tampoka le teniko etsy ambony etsy! hehehe=))=))