vhv mitondra fiara

1. diamondra27 ( 23/03/2006 17:55)
be tokoa ve ny vhv mahay mitondra fiara any dago?
Tokotokony eo @ firy isanjatony eo?

Misy mahay ve nefa tsy mitondra?
2. xxx ( 23/03/2006 19:02)
isan-jaton'ny miohatra @ vehivavy rehetra sa isan-jaton'ny miohatra @ olona mahay mitondra fiara ?

Aza hadino f amisy hoe permis vorontiloza any Madagasikara
3. Herimiafina ( 23/03/2006 19:44)
Efa be dia be vehivavy pilote koa kah, fa le tantsambo aloha no mbola tsy nahita aho e! hehehehe:-D
4. Tokinao ( 23/03/2006 20:02)
ra ny fijeriko de zao :ze manana auto de betska ny mahay mitondra. fa ny mananna auto no vitsy any dago! sa aôna ?
5. Herimiafina ( 23/03/2006 20:11)
Matetika koa noho ny setrasetran'ny mpitondra sasany antanandehibe de na manana permis aza ny sipa de lasa kamo ho azy na tsy avelan'ny vadiny mitondra.
6. Ragadona ( 23/03/2006 22:39)
Efa misy koa ny mitondra fiara toy ny taxi be (Ambohipo ohatra), na taxi kely(asa aloha am zao a) fa tsy vitsy am zareo no toa somary misetrasetra, angamba mba manenjika ny fomba ratsin dry zalahy mpitondra taxi be. Nisy an le nanao ligne Ambohipo zay fa mitrifatrifana be de nanao accident ka ohatry ny nijanona izy avy eo satria taty aoriana raha vao izy no mitondra dia misalasala ny olona ny hiditra ao anaty bus. Fa ny manana voiture particulière kosa ve de tsy hahay hitondra raha tsy inona ...
7. gasy100isan100 ( 24/03/2006 00:20)
Modia de mety ho hitanao hoe eo ho eo @ firy isan-jato eo ho eo fa tadidio fa betsaka ny gasy sy manan-karena sy mahay mitondra fiara na dia tsy any an-dafy aza

8. dadabe ( 24/03/2006 02:58)
yee misy vhv pilote , de steward , de vhv mitondra fiara any dago
9. xxx ( 24/03/2006 03:01)
:-D aiza misy vhv steward zany ry dadaB ? :-D
10. diamondra27 ( 24/03/2006 05:32)
xxx:isanjaton'ny samy vhv gasy no tiako fantatra ka!
11. Fiffi ( 24/03/2006 05:41)
hoy gasy100isan100:
fa tadidio fa betsaka ny gasy sy manan-karena sy mahay mitondra fiara na dia tsy any an-dafy aza
fa angaha moa misy resaka hoe na tsy aty an-dafy aza izy ity ? :roll::roll:
12. diamondra27 ( 24/03/2006 06:39)
gasy100: ka 'zay no antony anontaniana anao kou?
xxx: mitady hotesy njay toi an!

HM: marina tokoa aloha 'zany e! sarotra ihany ny hanome daba ho an'i Madama fa sao misy ankasoparana. De ahoana no ataoko raha ho any dago 'zany? Mety darohandry zalah ve ny dabako , sa kosa gasy 100% eo hanome toky fa efa asainy ho tonga any mba hahita:wink:

De ahoana tokoa 'ty lalana tsy misy feu rouge fa samy mande @zao de , tsy misy oe: garder à droite fa misy an'izany miala lavaka izany de mi-roule any @ gauche le saofera, tena gaga be 'za?
13. mamzelkely ( 24/03/2006 07:59)
diams< ny % aloh ts haiko ee fa efa bdb mits zao ny vhv mtiondra fiara aty dago anichany za :^):^):-D:-D:-D
14. diamondra27 ( 24/03/2006 09:31)
sur akia fa ataon'ny mamzel anay masaka mitsy ny tanàna klé! entinjy aiza refa tonga any? ndao ho any mantasoa
15. mamzelkely ( 24/03/2006 10:01)
eisssyyyyy mantasoa ftsn veuu ny tinjy :^):-D:-D
16. Veloo ( 24/03/2006 17:19)
ary ny as du volant?
17. Herimiafina ( 24/03/2006 17:28)
Ny mpitondra rallye koa na le manao tuning ireny koa tena efa misy kah! :-D:-D

I DM, njy tsy mahazo mitondra! azo? hehehehe=))=))
18. Fiffi ( 24/03/2006 17:52)
tena mahazo didy jadona be i DM zany hehehehe
19. Herimiafina ( 24/03/2006 17:56)
Tena izay mahintsiny kah, tonga de didy jadona tsy misy resaka, masi-mandidy.
Obeissance aveugle évite toute question et tout ralentissement.
20. Fiffi ( 25/03/2006 06:28)
:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3509