vhv mitondra fiara

21. dadabe ( 25/03/2006 14:46)
:-w:-w:-w
22. Veloo ( 26/03/2006 03:17)
tsy mahay mitondra tomobila ndray i dadabe de mody mieritreritra eo:-D:-D:-D
23. dadabe ( 26/03/2006 04:21)
mba ampianaro moa zah veloo a:(

fa izany hoe :DM sy HM aloha :-w:-w
24. diamondra27 ( 27/03/2006 15:28)
fa ahoana kosa ary no tonga de sakanana 'za tsy hitondra fiara klé?
25. Veloo ( 28/03/2006 03:10)
diam a iza no manakana?
26. Achia ( 28/03/2006 13:36)
kategoria vaovao nga le M sy HM ? :roll:
27. LazaRandri ( 02/04/2006 23:09)
Mahafinaritra tokoa ny vehivavy mitondra fiara satria souple sy patiente kokoa noho ny lehilahy. Miainga mialoha dia tsy mirotoroto, mahay mitandrina fiara. Mendrika azy tanteraka ny fiara vitesse automatique.

Saingy rehefa sortie weekend dia aleo ny lehilahy no mitondra fiara. Satria mijanona matetika ny vehivavy maka sary sy maka aina ka lany eny an-dalana ny weekend iray manontolo. hahaha!
28. chipie1 ( 03/04/2006 08:33)
mampimé kou lé fanontanianay i i diamondra
29. LazaRandri ( 03/04/2006 09:27)
chipie1> tokony nataony hoe: misy lehilahy tsy mitondra tomobil ve fa aterina sy alain'ny vehivavy? hahaha!
[size=8]Tsy manenjika oul io fa mandrora mitsilany sao dia misy tezitra an. hahaha![/size]
30. Herimiafina ( 03/04/2006 12:44)
=))=))=))=))
31. cutie ( 03/04/2006 13:40)
Mpandefa : LazaRandri [ Valio ] 03-04-2006 04:09:22
Lohateny : Re : vhv mitondra fiara
Mahafinaritra tokoa ny vehivavy mitondra fiara satria souple sy patiente kokoa noho ny lehilahy. Miainga mialoha dia tsy mirotoroto, mahay mitandrina fiara. Mendrika azy tanteraka ny fiara vitesse automatique.

Saingy rehefa sortie weekend dia aleo ny lehilahy no mitondra fiara. Satria mijanona matetika ny vehivavy maka sary sy maka aina ka lany eny an-dalana ny weekend iray manontolo. hahaha!

efa mpahay azy mitsy zany :lol:
32. Veloo ( 03/04/2006 19:56)
cutie a ny ahy za ihany no mitondra ny fiarako....:wink::-*
33. LazaRandri ( 03/04/2006 22:10)
cutie:
efa mpahay azy mitsy zany :lol:

mpahay fiarakodia sa mpahay ilay toetran'ny vehivavy hita amin'ny elevision? hahaha

herimiafina> Inona no mahatapa-tsinay an'ingahy e? lol

34. Fiffi ( 04/04/2006 06:05)
:roll:
35. cutie ( 04/04/2006 15:39)
mpahay ilay toetran'ny vehivavy hita amin'ny elevision? hahaha

io ka
veloo efa haiko ka:wink:
36. Herimiafina ( 04/04/2006 16:20)
Ary raha ny ankizy indray moa no ampitondraina?
Mbola olana hafa indray izay rehefa hangataka hitondra ny ankizy! :P
37. cutie ( 04/04/2006 16:34)
ankizy firy taona?
38. Herimiafina ( 04/04/2006 16:36)
Ny olana mipetraka dia eo amin'ny tsy fahatokisana foana, vao nahazo permis ny olona iray dia somary mbola tsy dia hatokisana loatra.
Valable io amin,ny vehivavy sy ny ankizy raha toa ka ny rainy no zatra nitondra ny fiara.
39. Fiffi ( 04/04/2006 18:50)
fa mba nankaiza ry zareo i diamondra , i jennifer i vahinala ? :(:(:(:(:(:(
40. vale ( 05/04/2006 13:04)
Io indray Fiffi fa mitady foana8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3508