vhv mitondra fiara

41. xxx ( 05/04/2006 13:09)
diamondra27:

gasy100: ka 'zay no antony anontaniana anao kou?
xxx: mitady hotesy njay toi an!

HM: marina tokoa aloha 'zany e! sarotra ihany ny hanome daba ho an'i Madama fa sao misy ankasoparana. De ahoana no ataoko raha ho any dago 'zany? Mety darohandry zalah ve ny dabako , sa kosa gasy 100% eo hanome toky fa efa asainy ho tonga any mba hahita:wink:

De ahoana tokoa 'ty lalana tsy misy feu rouge fa samy mande @zao de , tsy misy oe: garder à droite fa misy an'izany miala lavaka izany de mi-roule any @ gauche le saofera, tena gaga be 'za?
fa nareo ve aloha sambany vao tany mcar eh? gaga be ahoana? efa h@ zay elabe zay no tsy mandeha @ zay izy ny feu rouge sy ny lalana misy lavaka.
Fanafodiny: mianatra mitondra @ ireo condition reo enao.Ny vazah aza zatra ve dia...^^^^^^



42. diamondra27 ( 08/04/2006 00:52)
xxx: kounkou an
HM:nahoana kosa ary no tsy mba mahazo mirozirozy zah.
43. diamondra27 ( 08/04/2006 08:36)
hummm tonga soa diams le :*
44. Herimiafina ( 08/04/2006 20:38)
Ahoana indray ity miarahaba tena ity ry DM an? :*
Mahazo mitondra njy kah, tandremo fotsiny sao domin'ireny fiara manana assurance MAMA ireny fa mila maina an! ahan :@:@
45. diamondra27 ( 10/04/2006 15:14)
tsy misy mpiarahaba de aleo manao an'izao e!
soa ihany fa misy an'elah manaraka, mbola manaramaso ahy:wink:

tena mamay mitsy zany refa tratran'ny MAMA an!meciiii aloha e!

tsy vao sambany tany dago re fa raha mandinika ny fiainan taloha de tsy nisy an'ireo mitsy fa manaja feu rouge sy code ny automobilistes taloha e!'zao rangah tsy misy intsony ny priorité fa samy mande samy mitady, de ny flic @izany maka vola fotsiny refa akaiky iny ny fin de mois oe: eeeee! misioka sifflet kely aloha de milaza fa oe: ahoana sy ahoana ty, de iny manome tapimaso de rava ho azy le afera
46. little ( 11/04/2006 10:14)
Ie marina mitsy zany, tena efa betsaka marina alo e!
fa inn no marina e? vehivavy mitondra fiara sa fiara mitondra vehivavy e? Sady ny tena mahavalalanina any an de zao....Ny sipa sy vehivavy any Dago an, mitondra vam milay be daholo nefa ny kofa efa reraka be daholo. Inn aza no mahatonga an'zany? mbo valio koa e
47. diamondra27 ( 11/04/2006 10:55)
little:de tsy haiko indray zany alou fa za tsy any no vetivety de miova doly ny zavadrehetra

ari:injy sy mamz ary kala:wink: angamba no mety mahay mamaly an'io ooooo
48. little ( 12/04/2006 06:48)
Tena mety manao serazy ny kofany sy ny vadiny doly ngamba retsy ny spain kely any Dago any kle! Hisarahan'ny madama mantsy raha vo tsy manome vam milay de ry lerony miafy mijaly kely ery! Kay za tsy hody zany kle.
49. diamondra27 ( 13/04/2006 09:56)
little::D tandremo ary zany ry zalahy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2861