o ry andriambavilanitra isany mbà fanontaniana ity?

1. lemenakely ( 22/03/2006 14:44)
Ny lehilahy moa dia samy manana ny toetrany e ka mbà omena safidy ianareo iza no azoazonareo @ ireto?
lehilahy mpifoka (sigara) sa misotro (toaka na labiera)sa tia vehivavy sa mpiloka ? anareo ny safidy!!
novalian'i Aino ny 23/05/2006 16:53
2. cutie ( 22/03/2006 14:54)
raha tsy maintsy reo no isafidianana de aleoko misotro:roll::roll::roll:
3. Herimiafina ( 22/03/2006 15:02)
F'angaha ratsy ny sigara, ny toaka, ny vehivavy e?
le miloka klou raha ho anah manokana de hitako hoe tsy mety amiko de ataoko hoe ratsy izany fa le sasany ireo toa favy be daholo knou! hehehehe=))=))
4. nolalaina ( 22/03/2006 15:06)
Raha Mpifoka (fa tsy be lôtra) :@
Raha Mpisotro (fa tsy mamono refa katry) :lol:
Raha tia vavy (f'aza tratrako fotsiny!!) :twisted: hihihi
Raha mpiloka (fa mbola manomé vola hikarakarana ny tokatrano)

euuuuhhh!! :roll: raha tsy misy hafa tsy reo no safidianana dé aleko lé "tia vevavy" !! nefa map- :cry: ihany an!!
5. valie ( 22/03/2006 15:06)
tsisy tiako fa raha asaina msafidy :?: d aleoko lavitra oe bandy misotro, hihi raha toa ka tsy mamono. misy mantsy ny sasany refa mamo d mamono, fa le misotro d mipetraka tsara avy eo tsy d mampaninona!
le oe mifoka koa aloha tsy d manin e, raha toa ka sigara fotsiny fa raha mikitika anle :@ maina no tsy d tsara knou!
bandy tia vehivavy zany ndray aloha d aza anontaniana tsony lemenakely a, iza koa no ho tian' izany, zany v tsy ahmpirafy b, haha!
le mpiloka ndray ::-@ mandany ny sôssy zany d tsy izy e!
zay ny ahy lemena fa ny an'ny hafa ndray no tsy aiko a!
6. Fanja1 ( 22/03/2006 15:24)
raha tsy maintsy @ reo no misafidy de aleo za hijanona celibat:)
7. diamondra27 ( 22/03/2006 15:28)
aleoko lhl mpitia mozika sy tendakanina ary manana passion hafa voiture na avion na bricolage fa tsy ireo rehetra ireo klé
8. pissoa ( 22/03/2006 15:35)
Kay zany deklaration be ry diam (l)(l):-D:-D:-D

Raha tsy maintsy misafidy dia ny ahy aleoko miloka!
9. booboo ( 22/03/2006 16:36)
aleoko mijanona selibany ôtra an'i Fanja1 lé
10. zaoli ( 22/03/2006 17:24)
Samy tsy dia misy ratsy na ny iray @'ireo aza raha dinihana satria mbo hainao moa nohon' ny inona no niavian'reo? any misy fomba fiteny tsotra izay hoe "Tout ce qui arrive ;arrive pour des raisons" donc tokony tsisy safidy izany fa rehefa tina de tia(l)na sady ny lehilahy tsy mbo ratsy !(l):?:
11. mimiso ( 22/03/2006 19:11)
Marina ny anao ry Fanja1, aleo tsy misy toy izay....lhl mpifoka,mpiloka,mpidoka,mpinjanga

Zaoli > na de hita zao kosa ve we.... de mbola bogany ihany ???:-w
12. Fiffi ( 22/03/2006 19:17)
raha tia ahy dia io hiany no safidiko
13. Herimiafina ( 22/03/2006 19:41)
Raha zah klou ny vehivavy de aleoko le mifoka sady miloka no migoka eo imasoko toy izay le masina ivelany nefa maloto velona any ambadika any klé, hehehehe=))=))
14. Fiffi ( 22/03/2006 20:35)
fa angaha ny vhv hiany no mamano an'izany ? :roll::roll:
15. Fiffi ( 22/03/2006 20:36)
no manao an'izany fa diso aho!
16. Veloo ( 22/03/2006 21:07)
ny ahy tsy misy tiko na iray aza..:twisted:
17. patrick2002 ( 23/03/2006 04:18)
TSY MISY TSY DISO IZAY MANDIA NY TANY FA IZAY MIVARO-LAVO NO ADALA INDRINDRA.Izay no mba teniko natsy vehivavy ary izaho no mamaly,rehefa atao am-pahendrena io ,milay foana ry sipa isany ah! oh :nymifoka:@ daina iuo ah ! heverinareo fa iza moa ny mpihira tsy mifoka any dago no resahina ,nefa dia tsy mitsiriritra an'ireny ve ianareo sipa ireo,na ny fivavahana sy ny baiboly aza rehefa atao,tsy ampiheverana ,manimba oh: misy 4 eme anneé en medecine mahavita miala satria jesosy no mpanasitrana ,misy indray tsy mety manao examen @ andro sabotsy satria andro fitsaharana ny asabotsy.
18. bozimanga ( 23/03/2006 05:38)
tena tsy misy tiako fa raha tsy maintsy mifidy dia aleoko ilay :@
19. fasaly ( 23/03/2006 05:41)
lemenakely:

Ny lehilahy moa dia samy manana ny toetrany e ka mbà omena safidy ianareo iza no azoazonareo @ ireto?
lehilahy mpifoka (sigara) sa misotro (toaka na labiera)sa tia vehivavy sa mpiloka ? anareo ny safidy!!


ny ahy ny tiko de lay lahilahy tia vevavy:^):^):^)fa zà ihany no tiana an:°):°)
20. Fiffi ( 23/03/2006 06:30)
hoy patrick:
ny fivavahana sy ny baiboly aza rehefa atao,tsy ampiheverana ,manimba oh: misy 4 eme anneé en medecine mahavita miala satria jesosy no mpanasitrana ,misy indray tsy mety manao examen @ andro sabotsy satria andro fitsaharana ny asabotsy.
tsy azoko hoe inona no idiran'izao @ hoe safidy eto zao!!:roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3254