o ry andriambavilanitra isany mbà fanontaniana ity?

21. kala ( 23/03/2006 06:34)
we diam =D=D=D

fanja1 > milay le izy fa raha tena asaina mifidy aloha de aleo le tia vhv ê!8) sady izy efa nitsotra fa tia vhv rahateo :-$
saingy fasaly avia :-* fa nenà koa zà no tena tiany no masaka be :wink:
22. rolland1000 ( 23/03/2006 11:50)
tsy misy an\\\'izany io ry reto a! io rehefa tianao ilay olona dia ohatry ny tsy hitanao akory izany rehetra izany . Sa ahoana hoy ianareo ?
23. fasaly ( 23/03/2006 15:05)
kala: mitovy fitiavana tsika fa ombona foana an!8):-*:-*:-*:-* manja beuh lay hoe tia vevavy e!:°):°)
24. diamondra27 ( 23/03/2006 17:30)
pissoa sy kala: 'nareo mitsam an: attention:wink: f'hita fa marina io lazaiko io koa, asainy mifidy nefa le izy tssss tsy misy tiako. Fa misy kandida an'io ngah ato akia?:-D:-D:-D

LE miloka aloha: ritra any doly ny vola e!
ny mifoka: lasa miova doly ny fijerinao ze hita rehetra refa tena lasa iny enao sady @zay voan'ny be mangovitra refa en manque
ny migoka: mamono vady, manome fanafitohina sady manalabaraka( le mpifanolobodirindrina anay t@ zà mbola kely miady foana izy mitsama de mamaky vilia le raagah refa mamo...)
De tsy misy tiako ireo fa aleo ampisafidianina zavatra hafa ry lemenakely a!

ohatra oe: inona no taianareo: trano volamena sa peratra volamena sa tômôbilina volamena?:-D
25. diamondra27 ( 23/03/2006 17:35)
azafady fa misy diso; tsy hoe: inona no taianareo fa oe: inona no tianareo

de le lhl tia vhv indray koa: tsy tiko satria mitondra aretina any lery klé, na de manome vola ahy aza de tsy mila mande any ankafa izany raha tsy izany tsy miaraka amiko:wink:, raha bikina any koa lesipa de aona? be blème be 'zany fa omeo proposition hafa 'zay e!

aleo hihaino mozika kely aloha o^oo^oo^oo^o
26. patrick2002 ( 23/03/2006 17:52)
Fiffi raha manana lehilahy ianao ka kristianina vontom-pinoana ilay sipanao ,mahita andalana teny ao @ baiboly izy Oh mamenoa ny tany,tereny hiteraka 11 ianao ,hisafidy lehilahy sahala @ izany ve ianao:?:
izay no hidirany @ ilay safidy,fa na migoka na mifoka na miloka ,na tia vehivavy,rehefa hatao am-pahendrena dia manja:D
27. patrick2002 ( 23/03/2006 17:56)
diamondra27:

azafady fa misy diso; tsy hoe: inona no taianareo fa oe: inona no tianareo

de le lhl tia vhv indray koa: tsy tiko satria mitondra aretina any lery klé, na de manome vola ahy aza de tsy mila mande any ankafa izany raha tsy izany tsy miaraka amiko:wink:, raha bikina any koa lesipa de aona? be blème be 'zany fa omeo proposition hafa 'zay e!

aleo hihaino mozika kely aloha o^oo^oo^oo^o

f'angaha ianareo vehivavy rehetra misy aretina daholo.:roll::roll:

28. patrick2002 ( 23/03/2006 18:00)
diamondra tandremo fa misy rehefa mamo ny lehilahy galant ah:wink: misy sipa izay niteny tamiko fa satriny ny papany ho mamo foana isan'andro fa rehefa mamo no hangatahana zavatra ,na vola na kiraro na pataloha fa manome foana lery,fa rehefa tsy mamo dia milaza fa sahirana foana.
29. diamondra27 ( 23/03/2006 18:03)
patrick: mety ho misy ny toa izany
fa refa lebe 'reo zanany 'reo de manjary materialista satria zatra an'le fahalemen'ny rainy @ izy mamo de mahazo lava; de 'zay le tsy mety satria misy sequelles

le rangah io mihitsy no tokony hisaina fa tsy normal 'zany toetrany izany
30. Herimiafina ( 23/03/2006 20:13)
Fiffi:

fa angaha ny vhv hiany no mamano an'izany ? :roll::roll:


Mbola vehivavy klou no resahana fa avy ny andro any aoriana any ny lehilahy indray! hehehehe:-D:-D
31. kala ( 24/03/2006 05:23)
zà ry diam tsy miova hevitra â! aleo izy tia vhv ka! sady nenà :wink: efa nitsotra fa tia vhv izy ka inon ndray ny olana amin'izany:twisted:

raha migoka aloha tsy lasa le fofona raha tsy hoe isaky ny misotro de any @'ny efitra hafa leiry matory:oops::oops:

raha mifoka ndray nan nan nan! :evil:

fasaly > avia haingana :-*:-*:-*:-*:-*:-* aty fa sady siora fa tsy hisy fofona no tsy hitsingevangevana ny akamatsika roa:-$
32. Fiffi ( 24/03/2006 06:09)
miala-pa indray i Herimiafina!
33. diamondra27 ( 24/03/2006 06:18)
kala : de raha tsy mitsotra de ahoana,
'za tsy tia an'izany klé, na miteny izy na tsia , manjary lasa bagara be zà sy le sipa ary ataoko maivoka mitsy izay maka ny ahy( sintomiko ny volony de saiako ny daka tsy hita maso de omeko ny boxe ny vavany):-D:-D
d'efa mampitandrina aho 'zay an!:wink:
fa tsara aloha ny ataonjy e!
34. Fiffi ( 25/03/2006 07:48)
miala-bala indray Herimiafina hehehehehe
35. sakaizakely ( 25/03/2006 13:32)
tsy maintsy ny iray @ireo ve ?
Dia ahoana raha toa tsy misy an'ireo ? Za mantsy mahafantatra...

Ary ianao inona ?

lemenakely:

Ny lehilahy moa dia samy manana ny toetrany e ka mbà omena safidy ianareo iza no azoazonareo @ ireto?
lehilahy mpifoka (sigara) sa misotro (toaka na labiera)sa tia vehivavy sa mpiloka ? anareo ny safidy!!



36. Fiffi ( 25/03/2006 18:24)
37. Fiffi ( 25/03/2006 18:25)
................. miandry ny safidin'i lemenakely zany!
38. xxx ( 25/03/2006 18:29)
Fitiavana io ka tsy hita zay hamaritana azy e!! zà zao mahita vehivavy vonoin'ilay rangahy androany alina....dia rahampitso maraina hividianany BMW dernier cri...dia ahoana ary zany tia ilay bandy sa tsy tia??
39. Fiffi ( 27/03/2006 14:48)
tia izy fa nanenina ny zavatra nataony sa ahoana ?
40. fasaly ( 27/03/2006 15:45)
xxx: tsy tia ilay bandy eto fa mitapitapy:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3199