IREO VEHIVAVY LESBIENNE !

1. lemenakely ( 21/03/2006 12:18)
Raha nandinika aho dia tsy misy signe ivelany mihintsy ahalalàna andry zareo sauf angaha hoe mifampitantana fa raha mandeha irery tsy hita mihintsy!:?:
sahala @ ity mpanao tennis frantsay malàza ity izao dia vao haingana aho vao nahalàla fa izy izy.

http://zaratoustra.chez-alice.fr

i Martina Navratilova koa izy mpanao tennis koa izy io.
novalian'i titis ny 27/06/2006 05:33
2. dadabe ( 21/03/2006 12:50)
izany aza mba lesbienne fa le lhl manao sarimbavy no tena tsy laitra kle

tao Thailand nisy manja be izay kay rehefa tena resahana kofiboay fa tena sahala @ sipa a, ary izy mi se deguiser sipa
3. fasaly ( 21/03/2006 13:23)
lemena: rehefa misarisarin-dahy zay ny sipa de efa izy zay e! mora fantatra ka! ny famindra rehetra iny ny fitafy ny fihetsika no hamantaranaazy otran'ny pelaka ihany e! rahavao sarisarimbavy fihestika sy famindra de pelaka zay izy tsy sarotra e!:°):°)
4. Herimiafina ( 21/03/2006 13:44)
Tsy travestie ve zany ry bedada? Misy mantsy ry leirony sy ry kala tsy manova endrika fa de tia viavy amin'izao, fa misy le tena manova endrika sy fitafy mahintsiny. Ireny ndray travestie!
5. diamondra27 ( 21/03/2006 14:08)
sao de nifanena t@ lesb tany ary lemenakely an!
fasaly: tsy ze sarindahy doly kosa de lesb e!raha miaramiaina aminy enao vao afaka miteny fa raha ze olona mandalo rehetra ka manao fihetsika toa io ve de lesb , asa aloha e!

de aona zany le sipa iray mijanona @ mahavhv azy fa tsy manao fihetsika lhl, ahoana no amantarana azy hoe lesb izy?





6. lemenakely ( 21/03/2006 14:14)
Ie marina ny an'i herimiafina samy hafa ny atao hoe travestie ny transexuel sy homosexuel misy koa ary ny bissexuel.
-Travestie dia lehilahy manao fiakanjom-bavy dia manao toy ny vehivavy mihintsy e i MAGLOIRE ohatra izao ilay présentateur na émission ao @ M6 (pelle et râteau) iny izao travéstie.

-Ny transexuel indray dia lehilahy tena naka tanteraka ny endriky ny vehivavy ao ny lasa misy nono mety miova sexe mihintsy io ilay lazain'i dadabe, ohatra transexuel malàza i AMANDA LEAR.

-ny homosexuel in1 dia tena lehilahy fa tsy miaraka @ vehivavy mihintsy fa soit travesti na transexuel na homo mitovy aminy no iarahiny ohatra:i Elton John,ry Jimmy Sommerville,Patrick Juvet...

-Ny bi dia sady miaraka @ lehilahy no miaraka @ vehivavy i Georges Michael ohatra.
Toy izay koa ny vehivavy misy ny atao hoe lésbienne ary misy ny bissexuelle.

Ka ny remarque hitako ho aho ny vehivavy lésbienne na bi. dia tsy misy signe ahafantarana azy mihitsy ivelany asa mety mitombona ny an' i fasaly hoe virile be rasipa ohatran'i AMELIE MAURESMO tokoa.
7. diamondra27 ( 21/03/2006 14:24)
lemena: ny ahafantaranao azy de jereo ny fijeriny le sipany (vhv) de fantanao fa lesb izy
8. dadabe ( 21/03/2006 14:30)
fasaly aloha sur aho fa tsy lesb e, de etsy omeko tsoda klou toi :*:*:*
9. lemenakely ( 21/03/2006 14:32)
Mahita aho eny an-dalana ry diamondra27 a,fa mifampitantana .Fa raha mandeha seule lay sipa tsy kobo mihintsy, ny homosexuel(lehilahy) mantsy mora fantampantatra ihany!
Eny e mety marina ny anao fa ny fijeriny ny sipany tokoa no tena tsy mamitaka RAHA EO ilay partenaire ny.
10. diamondra27 ( 21/03/2006 14:32)
transexuel: minana hormone de @zay mitombo ny nonon'ny lhl

homosexuels: de na vhv sy vhv(= lesbiennes) na lhl sy lhl(=PD) fa tsy hoe lhl fotsiny ry menakely a!

bissexuel: de ze olona mahita plaisir miray @ vhv na lhl , mety daholo aminy

11. lemenakely ( 21/03/2006 14:34)
mahita atao koa ry bedada izany:-D
12. diamondra27 ( 21/03/2006 14:37)
raha seule indray izy de arakaraka io, raha tsy mi-accoster oa tsy mahalala
13. lemenakely ( 21/03/2006 14:39)
ny tansexuels tsy vitan'ny mihinana hormone fa manaiky antsitrapo ny manao chirurgies mihintsy ka !lasa misy nono etc...
14. diamondra27 ( 21/03/2006 14:48)
raha misy lesbienne 'zao eo ka miresaka amiko refa tsy taitra amiko izy de miresaka normale ohatra ny rehetra fa raha taitra amiko izy de lasa doly ny fihetsika= maso, tanana sns... toy anareo lhl mikoty vhv ihany io:wink:
15. dadabe ( 21/03/2006 14:55)
tsara resaka nareo mitsam izany an
=D=D
16. sylvain ( 21/03/2006 14:56)
Marina ny any lemenakely,fa raha tena mba te hahita trans nareo de mba mijereva ireny film X trans ireny de hitanareo tokoa fa hoatrany vhv tokoa ry zareo raha le mbola tsy miboridana iny.
17. Herimiafina ( 21/03/2006 15:00)
Mandehana eny amin,ny Bois de Boulogne de mahita maro be! hehehehe=))=))
18. lemenakely ( 21/03/2006 15:02)
ity koa izao misy transexuel malàza tao @ ferme des célébrités ramatoa moa izany sa ingahy VINCENT MAC DOOM
http://teemix.aufeminin.com/world/stars/photo_todo=zoom&i=1339&c=26076.htlm

19. lemenakely ( 21/03/2006 15:03)
mbà tsara resaka kely ve izaho sy diamondra 27 ry bedada dia enjehina :-D
20. lemenakely ( 21/03/2006 15:04)
ary efa mpakany @ 92 any ry raherimiafina ny anarana moa tsy nataotao foana fa dia miafina any izany an:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3418