IREO VEHIVAVY LESBIENNE !
22. fasaly
(
21/03/2006 15:21)
diamondra27:
fasaly: tsy ze sarindahy doly kosa de lesb e!raha miaramiaina aminy enao vao afaka miteny fa raha ze olona mandalo rehetra ka manao fihetsika toa io ve de lesb , asa aloha e!
marina io lazaiko io ka! ary ny majorités otsanzay zay dooly efa nahita maro aho mantsy matoa miteny fa tsy miteninteny foana:wink: ary tena sarindahy beuh ry zareo de mibontsina beuh rehefa mandeha eny andalana.....kozy zany !!!!!!:°)
23. lemenakely
(
21/03/2006 15:23)
andrana farany raha misokatra i mac doom
http://teemix.aufeminin.com/world/stars/photo_todo=zoom&i=1339&c=26076.html
ho an'i bedada:-D
http://teemix.aufeminin.com/world/stars/photo_todo=zoom&i=1339&c=26076.html
ho an'i bedada:-D
24. fasaly
(
21/03/2006 15:24)
dadabe:
fasaly aloha sur aho fa tsy lesb e, de etsy omeko tsoda klou toi :*:*:*
dadabe: tsy lesb zà fa mankafy mijery vevavy, otran'ny lehilahy mankafy vevavy, ary raha misy zvtr manaitra de taitra:wink: fa tsy lesb akory zà an!:-D:-D:-D ohatra raha mahita sipa manao mini na sexy de somary manaitra ahy ihany le izy fa tsy midika akory fa lesb sa ve ahoana zany??????:wink:
26. lemenakely
(
21/03/2006 15:27)
hay eo @ moteur de recherche no asian hoe mac doom ry bedada a dia ao izy !!tandremo ary sao efa manàla akanjo vao hoy i bedada hoe au secours!!!:-D:-D
27. lemenakely
(
21/03/2006 15:32)
amiko manokana tsy mahamenatra ny hoe lesbienne eh fomban-javatra izany raha tsy diso aho misy mpikambana ato @ serasera ato lesbienne izy !!!toa manana site mihintsy..aleoko lavitra aloha lesbienne toy izay pd e asa ny hevitry ny sasany
28. lemenakely
(
21/03/2006 15:37)
ary mbola mitàna kosa ry fasaly izany koa née en 1936 nefa mbola ao tsara hitako @ mombamomba anao:-D
29. sipagasy
(
21/03/2006 15:43)
izaho manokana aloha dia tsy manisy olana @ izany PD na lesbienne na transexuelle izany e! nahoana moa ny hifanenjika nefa samy olombelona????
31. batso
(
21/03/2006 15:51)
Revy daholo io ry zalaha, ny antoka dia ny plaisir koa na lès na gay na hetero samy mitady zay revy manja mampangovitra azy é.
32. lemenakely
(
21/03/2006 15:54)
sipagasy izaho anie tsy manenjika e fa miteny fotsiny hoe ny lesb tsy misy signe mihintsy any @ tanàna aloha(MADA) eee mbola be mpanenjika ny homos izany e ça c sur!!
34. diamondra27
(
21/03/2006 16:36)
io akia ny anjy ry gasysahy fa mitenena ah! sady manao pub ihany lemenakely ho anjy
kiss aloha njy e!:wink:
kiss aloha njy e!:wink:
35. diamondra27
(
21/03/2006 16:44)
lemenakely: bedin'i bedada eo enao fa aza kotabaisina aloha fasaly e! eo de mody oe: mbola mitana nefa née en 1936 :-D:-D
de HM indray touriste izy, misy azy doly na hatrany tamatave na morondava, na belgique , na USA na aiza na aiza , na france aza (Agent de renseignements iny izy):wink: an)
de HM indray touriste izy, misy azy doly na hatrany tamatave na morondava, na belgique , na USA na aiza na aiza , na france aza (Agent de renseignements iny izy):wink: an)
36. tracy
(
21/03/2006 16:59)
lemenakely:
ary mbola mitàna kosa ry fasaly izany koa née en 1936 nefa mbola ao tsara hitako @ mombamomba anao:-D
ié! mbola mitàna mahintsy na amin'ny lafin'ny inona zany na inona:-$:-$:-$ sékiré beuh io an! sa hatoroko ny sekiré-ko kou toi??????:^):^):^):^)
38. fasaly
(
21/03/2006 17:06)
8O8O8O8O8Okiiiiiii!
tratra njay zà sy ny sekire-ko marina:^):^):^):^)
d'efa ao zany e!:-D:-D:-D
diam: bedada ange manao tampody fohy ihany e! mandeha mihaza any izy de miverina aty amiko njay de lasa njay de miverina de zany foana!!!! leou beuh mahintsy zà:°) zany kou rehefa tratran'ny dadabe bogosy:cry::cry::cry::cry:

40. diamondra27
(
21/03/2006 18:00)
fasaly: aza omena kambony le sekire:-$:-$,
fa na de midongy aza oa njy de tiko foana fa manja e!:-*:-* io fa tsy za irery intsony no maha-remarqué an!:wink:
momba ny bdd njay de tsy haiko fa de mandede foana iny e! asa iza loatra no ahatazona azy!, zao toa raikitra indray ny rombo manao catch mitsy lery. Tandremo enao Lemenakely an!:-D:-D:-D