IREO VEHIVAVY LESBIENNE !
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
42. fasaly
(
21/03/2006 20:12)
diam:-D:-D:-D
fiffi: iza manao hoe zao vao mi pointe eto e! araho moramora e!...:roll::roll::-D:-D
lemena: ni sékiré veuh!:°):°):°):°):-w:-w:-w:-w
kanlou ho dinihiko lay izy.....fa lazaiko eto ihany e!:^):^):^)

![](https://avatar.serasera.org/19dd1947a95454ccaf223a731c32db0c.jpg)
44. kala
(
22/03/2006 05:56)
niova tanteraka ny sijé de mitazana fotsiny i kala
fa zà manokana dray tsy mametraka olana @ olona les na PD les na hétéro fa revy samy manana ny azy io ny akama isany ê!
hadalan'izay mbola mifanenjika aloha ny amin'io ê!
8O8Oary ny tena mampalahelo aza de misy namako lesb iray izay de mitantara izy fa ny fiaraha-monina zany no misy manilikilika anazy. eo @ fianakaviana aza hono izy de mitaraina mafy fa tsy mba manan-danja hoatran'ny olona tsotra (hétéro).:wink:
Eto Mada zany io blèm io mbola mandreraka be fa revena milay daholo ny zv-misy 8)8)8)8)8)
fa zà manokana dray tsy mametraka olana @ olona les na PD les na hétéro fa revy samy manana ny azy io ny akama isany ê!
hadalan'izay mbola mifanenjika aloha ny amin'io ê!
8O8Oary ny tena mampalahelo aza de misy namako lesb iray izay de mitantara izy fa ny fiaraha-monina zany no misy manilikilika anazy. eo @ fianakaviana aza hono izy de mitaraina mafy fa tsy mba manan-danja hoatran'ny olona tsotra (hétéro).:wink:
Eto Mada zany io blèm io mbola mandreraka be fa revena milay daholo ny zv-misy 8)8)8)8)8)
![](https://avatar.serasera.org/19dd1947a95454ccaf223a731c32db0c.jpg)
46. kala
(
23/03/2006 05:48)
zany mihitsy ry fasaly â!:-*
sady tsy azo ailikilika ange ny olona hoatran'ireny hoe lesb, PD sns....satria mba mila soutien moral koa ry zareo reny :)
ny tena mbola mampalahelo manko de mbola maro reo malagasy tia manakiana fotsiny fa tsy mba manatsara ny hafa:wink:

![](https://avatar.serasera.org/a0e5b20b0c4215f8d2baf9a56f5b7074.jpg)
51. Aino
(
05/05/2006 11:01)
izaho indray mahita olona milaza hoe lesbi nefa tsy izy ankory de ravo misy bandy mikoty azy de no valiany de hoe lesbi hono izy!!
![](https://avatar.serasera.org/4644612ceb9f24eb42975bd938df662e.jpg)
52. ikalakintina
(
08/05/2006 20:17)
za reto manao vakana am tongotro de oy ny olona oe lesbi anga enao?, danz an! de novaliako oe refa ankavana le vakana de lesb zay fa refa ankavia de tsy iz, nefa tsy fantatro akory:-D:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/5fe250f6fc5fb39ed7258111e6b86791.jpg)
53. titis
(
27/06/2006 05:33)
Fiainana daholo izany retraretra zany,rehefa zay ve ry reto no hitany fa mahasambatra azy akory atao!