Ndao ndray aza mba ovaina blonde e

1. ari.malala ( 22/03/2006 09:57)
Avy nianatra ony zany ty blonde anankiray (maternelle io an) d jejo b izy nitantara t@ reniny: neny a neny a, zay zany an, nianatra nanisa d ny ankizy neny an, tsy nahavita afatsy hatreo @ 3 nef any ana an, 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10, efa mahay b za neny e, satri mo za blonde ô d za mahay be! d ozy ny reniny hoe, ie, zay mintsy anaka! Tonga koa ny ampitso avy nianatra d nitantara ndray kalakely: neny a, neny a, zay androany nianatra alphabet d ny ankizy neny an, hatreo @ e fotsiny fa ny ana an a, b, c, d, e, f, g. Za mo neny mahay b satri za blonde o! d mbola ozy ihany ny reniny hoe, ie, zany mintsy aky a! d nony afakampitso @zay zany avy nilomano zareo d ozy ndray le blonde tonga tany antrano, neny a, neny a, zay zany an, tany @ piscine d ny namako neny an, kely bitika kely daolo ny nonon'zareo sy ny tratrany, nefa ny ana mo neny tsara be sady za tsara bika b ô, satri mo za blonde ô! d ozy le reniny, an an an, satria enao efa 18 taona!
novalian'i Veloo ny 26/03/2006 01:13
2. mamzelkely ( 22/03/2006 10:20)
:-D:-D nandra aaaa:-D:-D
3. nolalaina ( 22/03/2006 10:52)
Kiss doly klou!! :-*

Ty kou misy 1

- oaaayyy!! io misy vorona maty !!!
- aiza zany ?? ouz lé blonde sady nijery ny lanitra izy!!
4. sasa ( 22/03/2006 11:07)
:-D:-D:-D:-D:-D ary sao d mba zanaka belge ary le blonde klé =))
5. diamondra27 ( 22/03/2006 11:07)
:-D:-D:-D
6. mamzelkely ( 22/03/2006 11:08)
iza no mahalala ry sasa:roll::-D:-D
7. kala ( 22/03/2006 11:25)
ari > =D=D=D=D

sasa > :-D:-D:-D:-D:-D
ary le vorona maty :?:
8. ari.malala ( 22/03/2006 12:00)
mety metisy blonde-belge ,ngambany :-D:-D:-D:-D
9. mamzelkely ( 22/03/2006 12:16)
iza no mahlala ky ry ari :roll::-D:-D
10. nolalaina ( 22/03/2006 13:11)
kala:


ary le vorona maty :?:



Vorona maty ve de mbola hanidina eny ambony ihany no mijery lanitr'izy é?? hihihi (zay no maha blonde azy)
:-D
11. diamondra27 ( 22/03/2006 13:22)
kala: tsy nandoko volo njy an!
12. xxx ( 22/03/2006 13:34)
fa ny blonde bobaka be ny manja sy tsara bika an :°)
13. xxx ( 22/03/2006 14:20)
:°):°):°):roll:
14. nolalaina ( 22/03/2006 15:42)


blonde 1 nandé nijery dokotera:
-Dokotera an!! za manana blèm, za voan'ny diarrhée orale!
Taitra radoko :
- Inn kou zany?? Tsy mbola naheno zany aretina zany ny tenako !!
dé ouz rablondy "Et bien, à chaque fois que je donne une idée, c'est une idée de merde!"

15. nolalaina ( 22/03/2006 15:52)
Niresaka reto blondes
- @ty taona ty mitontona vendredi ndray ny nouvel an
- Aïe ! Aza hitako ka vendredi 13...
16. Fiffi ( 22/03/2006 15:56)
:-D:-D:-D:-D:-D
17. nolalaina ( 22/03/2006 16:17)
Ôka zay sô dé lazain'ny oul fa blonde eo koa!! hihihihi :^)
18. pissoa ( 22/03/2006 18:56)
:-D:-D:-D
19. Veloo ( 22/03/2006 20:40)
tssssssss tsy blonde ry reto ilay izy fa albino a :-D:-D:-D
20. akamatiana ( 22/03/2006 21:46)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1026