HALATRA diamondra 4

1. diamondra27 ( 22/03/2006 06:20)
Aorian'ny tsikitsiky de andeha hilalao indray e!:wink:

Tao @ lapa iray no niseho ny tantara.
Nisy mpanjaka anakiray hono izany nanana DIAMANTS 32 no isany, ary ny zavatra tena mi-obsédé azy dia ny hijery ny "collection des diamants-ny" intelo isanandro maraina atoandro hariva. Mihidy ao anaty vitrine efajoro anefa izy ireo ary toa izao no fipetrany:
4 à gauche
4 au milieu à gauche et à droite
4 à droite
4 au milieu en haut et en bas
De ny total izany dia: 32
Ny fomba fanisan'ilay mpanjaka azy anefa dia: hoe:12 par ligne, izany hoe:
12 à gauche
12 à à droite
12 en haut
12 en bas

Indray andro anefa de nisy nangalatra ny 4 Diamants
kanefa tsy tsikaritr'ilay mpanjaka.

fanontaniana:
Ahoana no nataon'ilay mpangalatra mba tsy hahafantaràn'ilay mpanjaka hoe : misy very ilay diamants?,bon courage!
novalian'i Veloo ny 26/03/2006 01:15
2. ari.malala ( 22/03/2006 06:37)
:-w:-w:-w
3. Fiffi ( 22/03/2006 06:52)
valiny: lasan'i diamondra27 :-D:-D nefa toa tsy mety ? diam27+4=31 nefa 32 no isiany , wadrayyyy !! mbola tsy ampy 1 fa nankaiza ? :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
4. mamzelkely ( 22/03/2006 07:00)
bon courage marina klé :-D:-D
5. diamondra27 ( 22/03/2006 07:10)
mety nataon'i fiffi tao ampaosy :-D:-D:-D le diam anakiray; fa tsy io aloha ny valiny e

mamz: aza kivy e

6. mamzelkely ( 22/03/2006 07:11)
za ky mbola ts en forme aaa mbola ts ao tsara ny saiko :roll::-D:-D
7. diamondra27 ( 22/03/2006 07:17)
mamz: efa nihinana fanafody an! za malahelo ra manin manin njy an!:cry::-*:-*
8. dadabe ( 22/03/2006 07:33)
:evil::evil::evil:
9. mamzelkely ( 22/03/2006 07:57)
inn njay zao no maharomotra an dadabe eo :roll:

diam< ieuu efa nihinana fanafody k a:-*
10. kala ( 22/03/2006 08:17)
matahotra dadabe sao lasan'ny olon ny diam ambiny angamba klé:-$

diam > hiverina oe zà fa njy aloha raha tratrako ataoko mahamay fa zà zao lasa najanona mihitsy ny fafa trano fa :-w:-w:-w:-w amin'io:-D
11. ari.malala ( 22/03/2006 09:42)
dadabe:

:evil::evil::evil:



oujjjyyyy, f'in ty nanjo?:-D:-D:-D:-D
12. Fiffi ( 22/03/2006 09:45)
:-D:-D:-D:-D:-D
13. diamondra27 ( 22/03/2006 11:05)
eo moa mba ampio le mpanjaka e! samia mieritreritra daholo hoe: ahoana no teknika nataon'ilay mpangalatra nefa izy nilaiso le 4 diams de 28 diams sisa no tao @ vitrine

fiffi:(nitombo iray ny diam's 27 lasa 28:-D:-D:-D
kala: haingàna ndry milaza oe: iza no niditra tao antrano nangalatra an'io diams io?:wink:
14. sasa ( 22/03/2006 11:10)
hi hi hi hihi hi matoa i dadabe romotra d izy izany no nangalatra ny diam an'i mpanjaka kou!
Dadabe lazao aminay hoe ahoana ny fomba nangalaranao an'le diam 4 hi hihihihi :-D:-D:-D:-D
15. kala ( 22/03/2006 11:21)
diam > f'angaha lasa hoe iza ndray no nangalatra le diams fa tsy hoe ahoana no nataony klé:-D:-D:-D:-D:-D

iza nangalatra :?: ny mpanjakavavy
ahoana nataony :?: niravahany ange le izy ê!
=))=))=))=))=))=))=))
16. diamondra27 ( 22/03/2006 13:03)
kala: entre antsika re io e!(iza no nangalatra):wink:
fa ny kestion ny be sy ny maro de oe: ahoana no nataon'ilay mpangalatra?

De lazao @izay ary hoe ahoana no nataony ?

17. diamondra27 ( 22/03/2006 13:07)
sasa: :-D:-D:-D= mpitsikilo= gardienne du palais royal

fiffi: eo moa lazao fa aza variana mime e!:wink:
ari: mbola tsy vita foana ve le :-w:-w
mamz: aleo njy omena posy kely fa marary

Rehefa afapo de lazao zà:-*:-*
18. mamzelkely ( 22/03/2006 13:22)
zay anie wa ry diams zay le ts afoizako anjy :-*
19. ari.malala ( 22/03/2006 13:32)
diamondra27, tena afapo ky za a! :-D nanaovako sary mints le izy fa ts tafa ko e :-D:-D:-D aleo za hiandry valiny ka
20. sonwin ( 22/03/2006 13:37)
diamondra > atao forme "efamira" na "carré" hoy ny vazaha ka na avy aiza na avy aiza hanisany azy dia 12 foana no voaisa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4373