HALATRA diamondra 4

21. dadabe ( 22/03/2006 14:21)
ataon;i papa a=D=D
22. pissoa ( 22/03/2006 14:28)
lasa mihitsy papa niketriketrika be an :°):-D:-D:-D
23. diamondra27 ( 22/03/2006 15:10)
sw: ie io indrindra fa tohizo e! .... manome sopapa ho an'ny hafa enao an!:wink:
24. Fiffi ( 22/03/2006 15:59)
27 zany lasan'i diam , 4 lasan'i wata , 1 ambony natokana ho an'i DM sy HM satria ngeza be ilay izy mety ve io ? :-D:-D:-D
25. diamondra27 ( 22/03/2006 16:08)
fiffi: ka iny 4 lasan'i wata iny le tsara ho fantatra oe: ahoana no teknika nampiasainy?
papa 'zao efa nikotana be fa tsy ampy fanazavàna
26. pissoa ( 22/03/2006 18:57)
Ampio kely ony papa fa zah tsy mahay kaaaah :roll::roll:
27. Fiffi ( 22/03/2006 19:58)
heu......................... :roll:
28. Veloo ( 22/03/2006 20:42)
ko papa efa expert an'io knou io fona no lalovina ao :-D:-D:-D
29. sasa ( 23/03/2006 03:51)
za aloha tena tsy mahay e! fa na d izany aza mety ho haiko ihany satria za mpitsikilo ao am rova hozy mpanjakavavy diam:-D:-D:-D:-D:-D mety hitako le olona nangalatra fa za tsy sahy mamoka sekiré d haiko hoe ahoana no fomba nataony nangalarana an'azy :-D:-D:-D:-D
30. diamondra27 ( 23/03/2006 07:08)
'zao aza ny valiny an! henoy tsara.

le mpanjaka ny mi-intéressé azy de hoe: mila mahita diamants 12 partout, à gauche , à droite, en haut et en bas; raha nangalarin'ilay mpangalatra anefa le diamondra 4 de novainy ny emplacement tsy nataony toa io voalazako @ size etsy ambony io fa toy izao ny nanaovany azy:5 diamants isaky ny coin==========4 coins x 5 = 20 diamants
de eo anelanelany avy: à gauche, à droite, en haut et en bas no napetrany ny 2 diamants ======== 2diamants X x 4 = 8 , donc total =28 diamants;
de heverin'ilay mpanjaka fa le compte est bon satria mahita 12diamants partout izy

de 'zay :-D:-D:-D
31. mamzelkely ( 23/03/2006 07:12)
tena mbola ts ao tsara za zany fa ts azoko le izy k'ty :roll::-D:-D
32. diamondra27 ( 23/03/2006 07:16)
mamz:alaivo sary antsaina e! raha tsy izany de makà vatokely na tsaramaso na manaova dessin de placés-o les diamants de ho hitanjy fa le 32 diamants t@ voalohany lasa 28 sisa rehefa ni-deplacé-na le izy sy nalàna ny 4 diam's

De iza @ zay ary no naka io 4diams io?:-D:-D:-D
33. mamzelkely ( 23/03/2006 07:32)
za mahay fa za ts hiteny :roll::-D:-D
34. kala ( 23/03/2006 07:39)
ka ndry zany no ,aka azy ry diam fa ho iza ndray???:wink::wink::wink:
35. ari.malala ( 23/03/2006 07:45)
ray aminareo sy papa zany ko :-D:-D:-D
36. mamzelkely ( 23/03/2006 07:58)
iza sy papa ky ry ari :roll::-D:-D
37. Fiffi ( 23/03/2006 10:12)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Confus/0023.gif[/IMG] tena tsy hay eh! :-D:-D
38. mamzelkely ( 23/03/2006 10:28)
hihihi hitany fiffi ko kay io [IMG]http://smileyonline.free.fr/images/gif/animsympa/1050848555.gif[/IMG]
39. ari.malala ( 23/03/2006 11:36)
hataoko hoe ray aminjy sy papa v ry mamzelkely?;) sa i Diam sy papa? :P:-$
40. mamzelkely ( 23/03/2006 11:54)
an an an zay ts naka ka :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1732