d mbola belge fôna !!!

1. watafon ( 20/03/2006 05:39)
Tao am-pivarotana Frantsay iray no mitranga ny tantara, misy belge manadala zay tonga isan'andro:
- B: mba anaovy siramamy iray litatra :-D
- F: :evil:
ny ampitso indray:
- B: mba omeo kely menaka iray kilao !:-D
- F: :evil:sady niteny irery oe aleo hiverina eo indray eapitso fa hitadiavako hevitra iny e !
d tonga indray koa ny ampitso :
- B: mba omeo loko iray metatra !:-D
- F: Hehe ! naka pinceau nedala d nolokoiny ny rindrina , io ny loko iray metraka tedavinao !:-D
- B: mba fonosy kely ary azafady !=))=))=))=))=))
novalian'i Veloo ny 30/03/2006 21:25
2. diamondra27 ( 20/03/2006 05:52)
:-D
3. pissoa ( 20/03/2006 05:54)
=))=))=))=))
4. Hubert ( 20/03/2006 06:40)
=)) tsy ratsy kah, ahoana no namonosany azy?=))=))=))
5. lapino ( 20/03/2006 08:34)
:-D:-D:-D:-D
6. rog ( 20/03/2006 09:14)
=D=D=D
7. Fiffi ( 20/03/2006 09:41)
=D=D=D=D =))=))=))=))
8. zoklbfkfk ( 20/03/2006 10:26)
:-w :-$ =))=))=))=))=))
9. kala ( 20/03/2006 15:38)
wata > de nifanena tamiko ndray le belge nitondra lay loko nifono de nolaizany fa kay volatil ny loko. Taratasy sisa teny an-tanany
=))=))=))=))=))=))=))=))=))
10. Veloo ( 20/03/2006 17:45)
=))=))=))=))
11. watafon ( 20/03/2006 18:17)
kala tsy possible fa izy ary tsy niala taty mitsy kou !! =))=))=))
12. Veloo ( 20/03/2006 20:49)
:-D:-D
13. kala ( 21/03/2006 05:21)
wata > kay ve enao tao ihany ê! mbola niaraka nirôzy tamin'ilay belge angaha =))=))=))=))

14. ari.malala ( 21/03/2006 05:46)
=))=))=))
15. pissoa ( 21/03/2006 06:37)
kala sy wata =))=))=))=))
16. watafon ( 21/03/2006 08:26)
ie ,t@ firy zay vao nody al! zany no tsy nahateo anà nge e! =))=))=))
17. kala ( 21/03/2006 12:33)
andao @'izay ary @ hatsikana vaovao ary fa tssssssss:wink:
18. ari.malala ( 21/03/2006 12:33)
:-D:-D:-D
19. pissoa ( 21/03/2006 13:01)
:-D:-D:-D:-D:-D
20. solokely ( 21/03/2006 15:17)
^:^^:^^:^^:^^:^Tena mahay se fa tena mampiome iny kle!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0976