mbola i Kofi Annan ihany

1. ainaheri ( 20/03/2006 08:58)
Miresaka an'io nareo fa tsy haiko na za no tara na tsy naharaka fa ny infos aty ivelany to tsy miresaka ny dian'i Kofi tany amintsika ee??
novalian'i Fiffi ny 22/03/2006 07:04
2. Fiffi ( 20/03/2006 09:30)
ainaheri koa tsy manaraka fa io ambany io efa misy dinika momba an'io fa dia nanjary niverina eto indray io :-D:-D fa na izany aza aloha dia tsy mba nahare mihintsy aho na dia kely aza hoe tany izy nefa nanaraka vao2 foana aho ary tena niandry an'io mihintsy :(
3. rurik ( 20/03/2006 10:33)
za ary tsy nahalala akory we olona ve zany Kofi za sa inona ko nisy nanotany aho dia tsy hitako izay nolazaina :-D:-D:-D
4. Fiffi ( 22/03/2006 07:04)
zany ve akia ?:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1764