exportation divx

1. rasera ( 19/03/2006 21:19)
Sao mba misy manana hevitra nahomby @ fanondranana video divx. Manana pinnacle studio 8 aho, afaka hanaovana montage video source analogique, nefa hiaraha-mahalala ny maha antonony ny sary ka noheveriko fa tsara kokoa raha atao format divx ny montage, ny pinnacle 8 hananako tsy manao izany fa ilay 10 farany hono toa manao nefa be bug, dazzle koa namoaka carte d acquisition misy logiciel montage pinnacle quick start toa azo avadika divx koa nefa izaho efa manana ilay pinnacle studio 8, ka sao mba misy afaka manoro hevitra.
Hafa koa fa manararaotra, momban'ny carte son misy midi. config guitare midi, pc tsy misy carte son dedié.
vao hianatra an!

Misaotra mialoha raha misy manana hevitra
novalian'i ds ny 21/03/2006 10:51
2. ds ( 20/03/2006 12:44)
Miankina amina toe-javatra roa ny mety maha tsaratsara na tsia ny sary vokarina.
1) Ny "source" analogique na numérique
2 Ny "sortie" : DV, MPEG2 (DVD), MPEG4 (DIVX), MPEG1 (VCD), Stream (Real, WMV,...).

Raha tsara ny horonantsary fototra, dia tokony ho tsara koa ny vokatra.
Noho izany ataovy "format" DV aloha ny "sortie" (raha malalaka ny toerana ametrahana azy...). Avy eo azo avadika arakaraka izay ilaina saingy mila ilay fitaovana ahafahana mamadika azy ho
DIVX, DVD, VCD sns...

3. rasera ( 20/03/2006 20:11)
ny fototra tsara dia tsy misy olana ankotry ny mamoka azy ho divx 'tsy maka toerana nefa tsy ratsy ny sary'
fa fototra vhs na hi8 avadika no tiako ambara, satria ny fototra tsy dia tanteraka na lavorary dia aleoko aondrana divx ka raha misy logiciel manatsara sary moa vao maika tsara raha tsia, dia io no tsy maka toerana firy io no tiako ka hakako hevitra aminareo mpahay azy
misaotra mialoha
4. ds ( 21/03/2006 10:51)
Pinnacle Studio 10 Plus izany no tsara aminao. Efa misy "patch" 10.5 manarina ny lesoka. Ka ahoana ny fomba ahazoanao azy fa somary mavesabesatra ihany izy izay...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2079