masturbation

1. xxx ( 19/03/2006 15:26)
Misy voka-dratsiny ve ny masturbation any aoriana rehefa lehibe ny tena?
Misy olona maniry ny hiala fa tsy afaka hono. sao mba azonareo ampiana @ alalan'ny toro-hevitra na fanafody na inona na inona hono. misaotra mialoha.:(
novalian'i fijo ny 15/09/2006 04:57
2. Vaika ( 19/03/2006 15:50)
Il n'y a pas de mal à se faire du bien, non ?
Tandremo fa sao misy maniry kitro any amin'ny tsy mahay maka !!!!:D
Tsy misy fanafodiny izany io Ra-xxx a !
Ny azo atao fotsiny dia ny mihezaka ny mandinin-tena.
Matetika mantsy ny masturbateurs(-euses ! dictionnaire e !) dia miady saina loatra na stresser be loatra ka ny hitand-ry zareo fa ahazoany fahafinaretana dia io fika io. Ka raha te-hiala dia aleo alamina fotsiny ny fiainana.

Mahita resaka mihintsy anie Ra-xxx ity e ! Ianao kosa angamba anisan'ireo atao hoe :"hyper-actif" !
Tairo daholo fa izahay vonona ny hiserasera e !
3. batso ( 19/03/2006 17:13)
Salut
Miditra @ reska costô Ranamana izany an! Mihome daholo zao ny joba @ iocôse io.
Zao lesy a aloe mi-reve seul toy izay miditra@ zao lava-bôlavo tsiaitsay zao.
Rêveo manja ao lesy é.
4. fasaly ( 19/03/2006 17:38)
:roll::roll::roll::roll:tsy azoko hoe inona no mety ho vokadratsin'ny mi mast zany!??????:?:
na efa zokiny aza na lehibe taoana:roll::roll::roll:
fangah io misy aretina ka hoe hisy risk quoique milalao sakay any tonga de ao njay:°):°):°):°)
5. Fiffi ( 19/03/2006 17:44)
:roll:
6. watafon ( 19/03/2006 19:06)
au contraire ary mahasalama ny mi-mast k ! na ho an'ny bandy na ho an'ny sipa !
7. Fiffi ( 19/03/2006 20:27)
raha izany moa no lazain'ny dokotera , inona intsony no azo hambara ?:-D:-D
8. Veloo ( 19/03/2006 21:52)
tsy fadin-drazan-tsika ve ry reto io?8O
9. batso ( 20/03/2006 01:28)
Veloo a! Iza aloha ilay Razana niteny hoe: Fady é.
Tsy hain'i toi angaha ilay hoe: "Dadabe milalao tongobolo eo amorom-patana? Hampianariko toi raha tsy mi-poince.
Tongombolo hoatrany mba milay fa ilay sakay an'i fasaly kosa mandoro é; Aza ampitahirina moa ny joba é.
10. diamondra27 ( 20/03/2006 04:50)
xxx: raha ny fahafantarako azy de tsy misy maharatsy ny masturbation fa jereo kosa oe: hatraiza ny degré-ny, c'est à dire impiry isan'andro ianao no mi-masta?
raha matetika(plusieurs fois) ao anaty ny iray andro de midika 'zany fa misy tsy mety ao ka tokony hi-consulté spécialiste enao fa efa raharaha hafa izy @zay.Alerte!
Raha ohatra koa hoe: vao misy joba maha-taitra anao tonga de te- himasta de efa tsy izy koa 'zay.
Raha ohatra kosa misy olona tokana tianao ka eritreretinao izy de normal raha te-hi-masta enao satria mi-désire azy...

Aza miditra @ hoe: inona ny fanafody hanina satria le olona mihinana fanafody ireny efa tena trop ,tsy azo maîtriser-na intsony ny pulsion sexuelle-ny fa mila calmer-na; fa aleo ho'aho aloha mijery spécialiste (sexologue) de tantarao azy ny mahazo anao
11. arthur ( 20/03/2006 05:20)
ny mety angamba de aleo miaraka @ sipa hiany ry jah
12. fasaly ( 20/03/2006 05:25)
diamondra27:


Raha ohatra koa hoe: vao misy joba maha-taitra anao tonga de te- himasta de efa tsy izy koa 'zay.






kou raha taitsa beuh kosa izy de nahatsarovan'lay joba niaraka taminy de raikitra tampoka ny mi mast tsy normaly ve zany aky!!!!!!amiko tsy misy fotoanany ny mi mast fa rehefa taitsa de mety voasarika am lay mi mast:°):°):°)
13. diamondra27 ( 20/03/2006 05:44)
fasaly: non non non, tsy normaly akia zany masta matetika izany raha ao anaty ny iray andro a!
14. Fiffi ( 20/03/2006 05:48)
diam: fa ahoana akia no tsy mampety azy ? :-*:-*ndry
15. diamondra27 ( 20/03/2006 07:16)
ka tsy mety ho'zany ry fiffi fa misy problème psychologique na aretina= frustration ao

raha tafahoatra loatra ny pulsion sexuelle de mila mandinitena ary mila fitsaboana fa sao de lasa obsédé
Iny frustration iny anefa mila évacuer-na raha tsy izany de mitarika zavatra be de be eo @ le olona = colère, agressivité,s'automutiler....
16. Fiffi ( 20/03/2006 07:32)
diam: marina tokoa ny andry fa misaotra akia an! :-*:-*:-* ndry :)
17. diamondra27 ( 20/03/2006 07:50)
tsy misy fisaorana akia ry fiffi a

fa le mihinana fanafody oa: tena mamono le envie sy le taova nge io e!'zany oe: le olona efa tsy tana ireny no omena an'io fa tsy oe: raha vao misy blème kely de hihinana fanafody. Ohatra ireny olona sasany any @ prison ireny no omena azy, na ireny @ HP=hôpital psy ireny.
18. pika ( 20/03/2006 09:55)
matoa aloha manome dia mba mila omena e, mba mandray koa
resaka psy no tokony ho tsaboina araka io voalazanny namana io ambony io
19. xxx ( 20/03/2006 10:24)
Ra ny hevitro manokana momba ity masta ty dé tsotra ihany refa tsy voafenao ny vatana dé tsy misy tsara ohatrany manantona mpitsabo. Io manao dokotear tena io iany no mahavoa mba enoy ihany ny torohevitry ny namana é:D
20. Vaika ( 20/03/2006 10:41)
Ity aza misy tantara kely :
anniversaire-n'ilay jôba hono dia mba nanao surprise azy ny namany rehetra sy ny mpiara-miasa ary niafina tao an-dakozia daholo. I Ra-jôba tsy kôpy ka nony nirava niasa dia tonga dia nivalapatra be teo ambony canapé ary ni-mast be tsy nisy ohatran'izany...

Ny tsy mahatsiaro tena intsony ohatran'izao ihany no olana amin'ilay mast ka tsy aleo mba asiana fetrany ihany ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.952