masturbation

61. Fiffi ( 25/03/2006 06:15)
hay tena mila harahana manao stage mihintsy :?:
62. watafon ( 25/03/2006 18:23)
any amin-dry veloo any ary tô misy école mitsy io kou !!! hitako t@ émission indray mande zay !
63. Fiffi ( 25/03/2006 19:14)
wata: zany ve ? :-D:-D:-D
64. watafon ( 26/03/2006 18:16)
tena marina io e! valalanina mitsy za nahita an'ilay izy ! sa tsy marina ndray zany ry veloo !!!
65. Fiffi ( 26/03/2006 19:31)
Veloo ary tsy hita intsony :roll:
66. fijo ( 29/03/2006 03:42)
veloo mbola lasa nianatra ko(nianatra le izy an):-$
67. Fiffi ( 29/03/2006 11:04)
fijo: le inona kay ?
68. fijo ( 29/03/2006 20:45)
ka hoe toa misy sekolin'io any amindry veloo ko
69. Fiffi ( 30/03/2006 04:14)
de hoe: rankizy malagasy o! menara taratasy , vonjeo ny lakilasy , ny soa manarangarana ve ?
70. watafon ( 30/03/2006 19:00)
Fiffi, nga kosa amoa taratasy zany e! :-D
71. fijo ( 30/03/2006 20:17)
fiffi an ,mianara vaky boky"io boky io any avaratra any hafa ny dikany.efa voavinavinanareo ngamba,
ny "soa "manarangarana tsy hovana ka
72. Fiffi ( 31/03/2006 06:33)
wata: ka raha vao nahita hoe misy sekoly zah dia tonga dia hoe fianarana an-taratasy ny tato an-tsaiko koh! :oops:
73. fijo ( 31/03/2006 19:06)
fiffi fianarana aby ny fiainana anie e
74. Fiffi ( 01/04/2006 11:19)
fijo: marina aloha izany an! ary tsy mitsahatra ny mianatra koa satria be dia be no mivoaka , ny henarana io an!
75. fijo ( 04/04/2006 20:04)
naika hisaina hafa teo aho an.:-P:-P:-P
76. Fiffi ( 05/04/2006 03:49)
de hoe inona ilay izy ? :D
77. watafon ( 06/04/2006 09:08)
:-D:-D
78. Fiffi ( 06/04/2006 09:12)
:-D:-D:-D inona indray zao no mampihomehy an'i wata ? ao aloha hataoko :* fa nangina ery zahay tato nefa i fijo ko lasa de zah rery sisa :(:(
79. watafon ( 06/04/2006 09:17)
mba te hihomehy ftsn za k ! :*:* efa tsy hangina intsony ndray zao e! rapitso ftsn za no tsy eto d eto fôna amzay e!
80. Fiffi ( 06/04/2006 12:51)
tsara ny mihomehy ka! midika zany fa faly ianao tafaverina eto sa tsy zany ? :*:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1269