masturbation

81. fijo ( 07/04/2006 03:34)
fiffi ,inona tokoa moa le nosainako teo le....lohan jaza ngamba.le mivoaka io an
82. Fiffi ( 07/04/2006 05:06)
fijo: maninona ilay lohan-jaza ? misy le malemy iny ve ? fa maninona tokoa hoa ? zaza vao teraka io dia ela be zay vao mafy!
83. watafon ( 08/04/2006 14:43)
tena faly mitsy k !!! :-D:-D:-D d inn ndray hono ty resaka lohan-jaza ty ?
84. Herimiafina ( 08/04/2006 21:21)
xxx:

Misy voka-dratsiny ve ny masturbation any aoriana rehefa lehibe ny tena?
Misy olona maniry ny hiala fa tsy afaka hono. sao mba azonareo ampiana @ alalan'ny toro-hevitra na fanafody na inona na inona hono. misaotra mialoha.:(

Ahan :@:@
Ny fanafodiny: aza atao tsony, io ihany no azoko atoro! ahan :@:@

85. Fiffi ( 09/04/2006 04:40)
inona hiany ary ity :@ ry Herimiafina ? natao aiza indray hehehehehe sy ahummm ahummm ? aleko lavitra ireo an! :-D:-D:-D
86. Falzar ( 10/04/2006 10:00)
Tena nahazo Kill-be kosa anie le resaka Mast e!Aza mba TR ihany hoa!
Ny toro-hevitro aloha ra-XXX de "ovay ny anaranao fa na 'lay hoe X fotsiny ary ane d'efa misarika hi-mast e!":D:*
87. Fiffi ( 10/04/2006 13:16)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
88. watafon ( 11/04/2006 04:56)
Falzar: inn le oe TR : toucher rectal ange ny dikan'io e! :-D:-D:-D:-D
89. Fiffi ( 11/04/2006 07:11)
wata: hay ? :-D:-D:-D:-D
90. watafon ( 11/04/2006 10:44)
Fiffi, voambolana medikaly ange tsinona io e! :-D:-D
91. Fiffi ( 11/04/2006 13:31)
wata: ka tsy nahafantatra an'izany aho raha tsy vao izao an!
92. Fiffi ( 13/04/2006 05:11)
manaraka an'i wata mamaly zah io an! fa no-depasseko kely aloha :-D :*:*
93. fijo ( 14/04/2006 03:31)
fiffi an,tsy lohan jaza io nosoratako io fa "lelonjaza"fa mody nosarahako fotsiny ny "le"
94. Fiffi ( 14/04/2006 04:51)
fijo: :) ok ! fa na izany aza aloha dia mbola tsy nahita valiny mahafam-po t@ ilay faontaniana hatramin'ny voalohany aho an!
95. watafon ( 14/04/2006 06:18)
Fiffi, inn moa le fanonataniana fa tsy tsaroako intsony ?:-D
96. Fiffi ( 14/04/2006 12:04)
wata: de naverina in-2 mihintsy ve ilay fanontaniana ? :-D:-D ny lohatenin'ny ity dinika ity io ka! tsy fantatra marina na tsara na ratsy !
97. watafon ( 14/04/2006 12:20)
Fiffi, aiza ze fanontaniana miverina in-droa eo zao ?:-D:-D:-D ny valiny ange d hoe tsy misy voka-dratsiny k !
98. Fiffi ( 14/04/2006 12:28)
nisy nanala kosa eh! :( hitako teo koh! :-D:-D andraso ary aloha haveriko hatramin'ny voalohany ny dinika dia ho hitako eo ny valiny :)
99. watafon ( 14/04/2006 12:47)
=))=))d iza ary no nanala azy teo ? :-w efa io novaliko io e!!!
100. Fiffi ( 14/04/2006 12:56)
:oops: hitako kah! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1809