masturbation

101. fijo ( 14/04/2006 20:42)
mahasoa io ka.andramo anie e
102. Fiffi ( 15/04/2006 03:57)
fijo: marina aloha fa betsaka ny olona manao an'io an! fa kosa misy mihintsy ny tsy manao an'io an! fa kiriko avy hatrany raha hikasikasika ao , fa tsy mitovy @ fisasana io an!
103. Fiffi ( 15/04/2006 04:57)
wata a! mba jereo kely akia ireo fanontaniako ao @ dokotera io ambony io an!:)
104. watafon ( 15/04/2006 05:00)
Fiffi, zany tokoa !
105. Fiffi ( 15/04/2006 06:11)
:) :*
106. fijo ( 30/04/2006 18:53)
fiffi an,andramo wa fa soa anie e
107. Fiffi ( 01/05/2006 04:10)
an3 !:oops:
108. watafon ( 04/05/2006 18:22)
:-D:-D:-D
109. Fiffi ( 05/05/2006 04:25)
wata: inona zao mampihomeha anao @ io ? ka raha tsy tia manao an'io ary de ahoana ? :-D:-D:-D:-D fa serieux io an!
110. watafon ( 05/05/2006 17:34)
tsy maninona k !serieux kou io an !
111. Fiffi ( 06/05/2006 04:41)
hitako no tsy mihomehy.
112. watafon ( 06/05/2006 17:43)
:-D:-D:-D
113. fijo ( 06/05/2006 20:24)
fiffi,mahasalama anie io e,hozy radoko.sady mahatanora.
114. Fiffi ( 07/05/2006 04:18)
na izany aza ! fa ny tena marina akia ry fijo de zavatra iray tsy mba nanintona ahy mihintsy aloha io an! Fa misy mihintsy ange ny vhv tsy tia an'io eh! Ny fisasana aloha dia mandeha ho azy io fa ny andeha hikitikitika ao , marina mafy raha mba hanintona ahy!
115. watafon ( 13/05/2006 18:25)
Fiffi: zany an? isika gasy mihitsy no tsy d mirona loatra min'izy io ny tena marina e
116. Fiffi ( 15/05/2006 04:58)
wata: ouffff !! noheveriko fa zah no bizaroïda:-D:-D
117. watafon ( 16/05/2006 19:05)
Fiffi: normal tsara mitsy njy k ! :wink: :-*
118. Fiffi ( 17/05/2006 15:32)
wata: io hiany no tsy hahafozako anao anie an! :):*
119. fijo ( 17/05/2006 20:38)
fiffi sy wata,ny zavatra tsapako dia ny olona ao amin'ny faritra mangatsiaka no tia manao an'io,fa raha ny faritra mafana tsy tia an'io.
za tsy mba naheno izany teny hoe "masturbation" izany raha tsy nianatra teny ankatso.ary izahay tany mahajanga tsy mba nahalala izany mihintsy.fa any indray kely defa miasa vatana.
120. Fiffi ( 18/05/2006 17:48)
fijo: fa le izy anie akia , raha zah manokana aloha an! tena somary hafahafa hiany an! zany hoe ohatran'ireny manota be ireny ny fahitako azy , mijery ao @ resak'olondehibe zah de teha kiriko be mahita an'le izy.
Zah aloha tsy mba nianatra an'izany taloha an ! na science aza !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2774