masturbation

121. watafon ( 20/05/2006 17:57)
fijo, mety marina aloha zany e! ny faritra mafana rehetra eto amintsika v io lazain'là io aloha sa en general?
122. fijo ( 20/05/2006 20:50)
ny faritra mafana any mada ka.tany diego sy tamatave koa aho tsy mba nahay izany,ary rehefa mba miresaka an'izany ny ankizy avy ao tana ,dai gaga daholo ny bandy hoe :"fa maninona no manao izany ,nefa ny sipa betsaka?"
123. fijo ( 20/05/2006 20:52)
adinoko,nefa taty frantsa ny zanaky ny cousinako,dokotera mihinsty no niteny azy hoe manaova an'io isan kerinandro.??????
124. watafon ( 23/05/2006 19:09)
zany an ?
125. Fiffi ( 24/05/2006 15:54)
fijo: manao inona kay ?
126. watafon ( 30/05/2006 18:30)
:roll::?::-D:-D
127. Fiffi ( 30/05/2006 19:40)
:oops: heu... hay moa masturbation ? :oops: heu... zah aloha tsy lasako io an! tena marina zany an!
128. cutecaramel ( 22/06/2006 09:07)
batso:

Veloo a! Iza aloha ilay Razana niteny hoe: Fady é.
Tsy hain'i toi angaha ilay hoe: "Dadabe milalao tongobolo eo amorom-patana? Hampianariko toi raha tsy mi-poince.
Tongombolo hoatrany mba milay fa ilay sakay an'i fasaly kosa mandoro é; Aza ampitahirina moa ny joba é.


tena mety matsiro kosa ny kaly avy eo an!!!! mahazotomana daholo ny fianakaviana raymanontolo an!!!! avec un epu de piment, ca passe aussi meiux an!! sur ry toi fa manja ny kozin`ny toi..tena reveko :lol::lol:

129. sarobidy ( 25/07/2006 08:18)
humm resaka koa ato zany kah resaka a , taiza ary a no tara .
130. andry112 ( 07/09/2006 11:49)
raha tato isan'andro io dia manimba ny fahasalamana.
ny antony tsotra.ny filahiana na ny fivaviana dia misy ifandraisana akaiky dia akaiky amin'ny hazondamosina.nefa izay milaza hazondamosina dia milaza vava fo (plexus solaire) na farafaharatsiny ny atidoha(cerveau)izay mandrindra ny taova rehetra amlin'ny asany sns...tsapanareo izay efa manambady angamba fa mampaharary hazondamosina io rehefa tafahoatra ary indrindra hoa an'ny mpianatra manimba fitadidiana(noho iulay izy misy fifandraisany amin'ny substance grise).
raha ataaonao ampiheverana aneefa izy hialana amin'ny tena fijangajangana be tafahoatra ...izany hoe
raha anelanelan'ny15-25 taoana hianao dia isan'ny 4 andro no tsara na mety anaovana azy(na farafahalakiny isan'ny2andro fa tsy isan'andro)
raha25-35 dia isaky ny 10andro
35-48 isaky ny 12 andro
RAHA 50< dia isambolana any ho any.
131. andry112 ( 14/09/2006 20:27)
xxx:

Misy voka-dratsiny ve ny masturbation any aoriana rehefa lehibe ny tena?
Misy olona maniry ny hiala fa tsy afaka hono. sao mba azonareo ampiana @ alalan'ny toro-hevitra na fanafody na inona na inona hono. misaotra mialoha.:(




raha tato isan'andro io dia manimba ny fahasalamana.
ny antony tsotra.ny filahiana na ny fivaviana dia misy ifandraisana akaiky dia akaiky amin'ny hazondamosina.nefa izay milaza hazondamosina dia milaza vava fo (plexus solaire) na farafaharatsiny ny atidoha(cerveau)izay mandrindra ny taova rehetra amlin'ny asany sns...tsapanareo izay efa manambady angamba fa mampaharary hazondamosina io rehefa tafahoatra ary indrindra hoa an'ny mpianatra manimba fitadidiana(noho iulay izy misy fifandraisany amin'ny substance grise).
raha ataaonao ampiheverana aneefa izy hialana amin'ny tena fijangajangana be tafahoatra ...izany hoe
raha anelanelan'ny15-25 taoana hianao dia isan'ny 4 andro no tsara na mety anaovana azy(na farafahalakiny isan'ny2andro fa tsy isan'andro)
raha25-35 dia isaky ny 10andro
35-48 isaky ny 12 andro
RAHA 50< dia isambolana any ho any.
132. fijo ( 15/09/2006 04:57)
lesona be ity ry zalahy an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1547