mpiara-monina mpindram-bola
![](https://avatar.serasera.org/7389e23cb3bd808111df231923937f60.jpg)
1. mino
(
20/03/2006 06:49)
maro karazana ny olona mpiara-monina amintsika.
Ohatra raha resaka findramam-bola:
- misy ny olona , na manana izy na tsy manana dia fomba fanaony ny mindram-bola, matetika izy ireo mamerina ihany.
- ny hafa indray dia ny tsy fananany mihitsy no hindramany aman'olona, mbola azo zaraina koa io, ao ny mamerina rehefa manana , ao ny tsy mamerina na dia efa manana aza, ao ireo tsy te hahalala fotsiny izao,...
- ny sasany ''ocasionnel'' no indramany ary ireo dia mamerina foana.
- ny sasany kosa dia tsy tia mainty izany hoe mindrana izany mihitsy.
Karazany ireo hoy aho, fa ny tiako ho fantarina dia nahoana ny sasany no mahay mindrana mba hamonjena rano vaky, matetika aza mahavita mamorona loza tsy misy akory hahazoana vola , nefa marary azy ny hamerina inyna dia tsy raharahiany tsotra izao. Nefa ange ilay volan'olona dia nahavonjy azy tokoa, ary mba narary koa ilay olona nialan'iny vola tokony hanaovany prog hafa iny.
Misaotra anao mandray anjara

novalian'i Fiffi ny 12/04/2006 11:49
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
2. Fiffi
(
20/03/2006 07:05)
misy dia misy tokoa ny mpihindram-bola ary tsy vao2 io fa hatrizay. Ny ahy manokana aloha dia tsotra hiany: tsy hoe resaka tsy fahatokisana ny hanaovako an'izany fa matetika manko rehefa tonga ny fotoana famerenana io vola nindramina io dia mbola misy foana ny hoe" andraso fa @ zao fotoana izao haveriko fa....." nefa ao kosa aloha ny mahatana io vaninandro hamerena azy io an! ny fanoratana @ fanekena fotsiny ny roa tonta hoe izao ny vola napindramina ka @ zao fotoana izao no hamerenana azy, mampilaza fotsiny aho hoe hanao ttsy ary isika dia mampindrana aho , mbola tsy nahazo teny aloha aho hoe tsy fahatokisana no mahatonga ahy hanao an'io an! nefa impiry aho nampindrana ary nahazahoako fahafaham-po tokoa moa izany , ary alohan'ny hampindramana koa dia tokony dinihina aloha hoe iza no hampindramina , tena marina ve ilay antony , fa tena marina ny lazainao io hoe misy sahy mamorona zava-doza sy mandainga mihintsy mba ahazahoana io vola io!
![](https://avatar.serasera.org/087f280216710d2353215bec0325655c.jpg)
3. dadabe
(
20/03/2006 07:07)
:roll:zao a! raha azo atao dia aleo tsy mampindrana vola olona , fa raha misy any aminao de ataovy hoe iny ny anao de ataovy izay maha ampy azy , de aza averina intsony ,mandrimandry tsara ianao amizay , fa raha mbola misaina iny ianao hoe " avereno ny volako a!" humm marary andoha eo fa....misy olona tena te hahalala mariana anie , zararny aza ianao tsy mitaky , na modiny fanina ...
![](https://avatar.serasera.org/023632e1c4f055a757136767c4c6aee7.jpg)
4. nirina
(
20/03/2006 08:20)
Fa tsy tanty ange ry reto ilay tsy hanome e, satria matoa ilay olona mihindrana dia matotra tsra izay fitarainanay, ary ilay mihaino taraina ny ahy no tena tsy tantiko, efa nanao an'io oe, inty ny anao io aho fa ataony lalak'hita kisoa, fa ny mety dia ny mampindrana de tsy mitaky fa tsy sahy intsony izy avy eo, raha vao manantona de '' ny any aza tsy naverinao ko''.
![](https://avatar.serasera.org/84f9574b1743df2c9db584262ad328d0.jpg)
5. ravatorano
(
20/03/2006 08:48)
misy aza hainao zao miitsy fa tena sepotra sy ana izy d manome enao ; d hainao koa fa efa tafa izy ka tokony hamerina fa manao bemarenina fotsiny !
Inn azonao atao satria ilay mindrana amainao anie ka akaiky namana b mifampihinana ny vary sy laoka ary konpozé sns é !:-D:-D:-D
fa reefa tsy hanome izy d zay manao soa ihany , soa atao levenam bola sady indray mandeha za voanao fa ny amin nymanaraka kosa ialao pa na ho faty eo aza enao :wink:

![](https://avatar.serasera.org/130f25313f58251df42eab2c16d9bf82.jpg)
6. zandrikely
(
20/03/2006 09:40)
ka zay ry nirina a ; enao kosa ve mampindrana azy indray mandeha nefa izy tsy mamerina dia mbola hanome azy ko enao avy eo , mampalahelo ilay izy nefa tsy maintsy zay e
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
7. Fiffi
(
20/03/2006 09:40)
ravatorano: ka izay manko no tena olana an! hampindrana ianao rehefa voadona dia tsy tsy sahy intsony , eny na dia malahelo tokoa aza satria efa voa. Tsy hampindrana indray ianao dia ny heritreritrao no tsy mandry indrindra raha toa ka tena vonjy no fangatahana aonao ka ysu hita ben'hiany izay hatao eh!
![](https://avatar.serasera.org/0b8e941df92823d4fc53084287c7e6fb.jpg)
8. Kadoda
(
20/03/2006 13:24)
Izaho dia tsy mba mahatanty indramana fa manome na efa ambivitra aza ny eo an-tanana. Dia avy eo aho vao mijalijaly. Sendra ny patsa tsy omby vava anefa aho indray mandeha ka nidodododo tamin'olona fa tsy nahita na ariary aza. Na ny olona novonjeko aza mamaly fotsiny hoe tsy manana dia izay, nefa izaho dia tena mahavatra mitady aman'olona hafa rehefa cas urgent no ilan'olona vonjy amiko. Izany angaha no mpiasa be? Tsy mahate hampindrana intsony.
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
9. Fiffi
(
20/03/2006 20:59)
ny ahy indray aloha rehefa misy mangataka aty amiko ka raha miteny izy hoe tsy misy raisina ao an-trano dia tonga dia ho hentiko any @ mazazay dia tonga dia sakafo no vidiako eh!
![](https://avatar.serasera.org/0f4b7a683793f07fa05e148e30d106d5.jpg)
10. vahatra22
(
04/04/2006 15:24)
za ko lo d tena fay mintsy e!nena namana sy mpiara-monina samy efa namely a daoly ! leo mitaky a d tena tsy azo tsony le izy! fa tsy manome tsony! zay ihany no fanafodiny! ze efa nindrana tsy namerina d tsy omena tsony!
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
11. Fiffi
(
04/04/2006 18:48)
iny aloha dia misy hanatra hiany eh! fa tena tsy hita mihintsy anie izay tokony hatao indraindray eh!
![](https://avatar.serasera.org/84f9574b1743df2c9db584262ad328d0.jpg)
12. ravatorano
(
06/04/2006 09:44)
za manome raha manana wa fa ny fahavoazako koa d menatra mitaky ilay sosy fa d miandry ny rariny izay hanomezan ilay mpindrana azy ka amin iny injinja no mahatonga ilay fahasorenana ao anaty ka raha vao maita ilaympindrana mbola tsy nanatitra nefa efa dila ela ny foitoana deffa mivaloarika :-D:-D:-D ka mba hahtsara ny fihavanana d aleo tsy mampindrana na koa mindrana d manatitra hainga na koa mindrana d milaza ny marina fa mbola tsy tafa izao nohon ny antony tsy azo hanoharana zay ihany
fa ny fampindramana zavatra indrindra fa vola amna olona dia mahatonga ady sy fisaraham pihavanana ary lasa we aleo very tsikalakala miavana indray :evil::-D:-P
fa ny fampindramana zavatra indrindra fa vola amna olona dia mahatonga ady sy fisaraham pihavanana ary lasa we aleo very tsikalakala miavana indray :evil::-D:-P
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
13. Fiffi
(
06/04/2006 13:20)
ka tsy hita mihintsy anie izay hanaovana ny tena indraindray eh! mampindrana enao , tsy misy miverina sady tsy sahy mitaky , tsy hapindrana ianao , toa tsy mandry indray ny heritreritra avy eo!
![](https://avatar.serasera.org/4938278f5f6475058e4f277bd8e7fcc5.jpg)
14. miantra
(
07/04/2006 13:32)
Manao ahona daholo!!
Ny ahy ry reto dia ny tena ambi-bava no ampisamboriko fa zaho efa fay raha vola misy lalany na misy dinika efa hanaovana azy no ampindramina.
Aleoko mieriteritra hoe toy ny omena iny ka mamerina ilay olona dia mety mbola mampindrana aho amin'ny manaraka raha misy ny atao, fa raha tsy mamerina kosa dia afoy ary efa miala ao anatin'ny lisitry ny azo itokisana iny izay.
Ka dia zaraiko aminareo sao mba mahasoa e.
Ny ahy ry reto dia ny tena ambi-bava no ampisamboriko fa zaho efa fay raha vola misy lalany na misy dinika efa hanaovana azy no ampindramina.
Aleoko mieriteritra hoe toy ny omena iny ka mamerina ilay olona dia mety mbola mampindrana aho amin'ny manaraka raha misy ny atao, fa raha tsy mamerina kosa dia afoy ary efa miala ao anatin'ny lisitry ny azo itokisana iny izay.
Ka dia zaraiko aminareo sao mba mahasoa e.
![](https://avatar.serasera.org/84f9574b1743df2c9db584262ad328d0.jpg)
15. ravatorano
(
12/04/2006 03:55)
zao koa raha manana enao d aza mampindrana fa manomeza fotsiny mba hitandrovana zavatra maro
eritreretina toy ny omena fotsiny ilay ampindramina mba tsy hanahiran tsaiana raha mataotra moa d aza mampindrana fa manana tact ngodabe hiresahana an izay tsy fampidramana izay sy ny hamonoana ilay eritreritra hoe ty za d tsy nampindrana hihihihihh
eritreretina toy ny omena fotsiny ilay ampindramina mba tsy hanahiran tsaiana raha mataotra moa d aza mampindrana fa manana tact ngodabe hiresahana an izay tsy fampidramana izay sy ny hamonoana ilay eritreritra hoe ty za d tsy nampindrana hihihihihh
![](https://avatar.serasera.org/4938278f5f6475058e4f277bd8e7fcc5.jpg)
16. miantra
(
12/04/2006 06:39)
Ny ahy aloha dia miteny amim-pahatsorana aho hoe tena tsy afaka aho amin'ity fa misy manahirana na nisy zavatra tsy maintsy atao.
Ny doute sy ny conscience ange tsy maintsy miasa foana e! saingy tsy maintsy mijery ny zavatra izay misy importance kokoa eo aminao ianao ,avy eo maka fanampahan-kevitra.
rah ohatra hoe ny fianaran-janakao ohatra no important aminao dia tsy ho ampindraminao olona mihintsy ny vola écolage .....
Hevitra ihany io an!!!!

![](https://avatar.serasera.org/4c5589f99fcd82f387bb94d9df05fef6.jpg)
17. diamondra27
(
12/04/2006 06:39)
Sambatra nareo manambola ampindramina fa za tena tsy manana klé!
miantra sy ravaranto: aiza no mety ahitana anao fa za mba mila vola kely @zao fa tena mafy ny ady e!
miantra sy ravaranto: aiza no mety ahitana anao fa za mba mila vola kely @zao fa tena mafy ny ady e!
![](https://avatar.serasera.org/4938278f5f6475058e4f277bd8e7fcc5.jpg)
18. miantra
(
12/04/2006 10:24)
Efa hoe tsy misy ny zaraina fa raha sendra mba misy ange izany e.....
Mba manonofy kely eny alohadia itsikiana dia izay e!!
:):):)