Mbola belge foana!
1. Herimiafina
(
20/03/2006 18:16)
Nisy belge iray hono nipetraka tao Frantsa, dia niditra fivarotana iray, dia nanontany siramamy miaraka amin'ilay accent belge!
B: misy siramamy "une fois" ve ato e?
de hoy ilay mpivarotra frantsay: Belge angaha ianao?
dia gaga be i nedala, sady nanontany hoe fa ahoan no nahalalanao fa belge izaho?
Dia namaly ilay mpivarotra sady nikakaka hoe: ny accent-nao kah.hehehehe=))=))
dia sosotra ra-belge ka nandeha nianatra nanova accent, niala tao amin'ilay tanàna ary nandeha ni-se bronzer kely tany atsimon'i Lafrantsa, mba hananana accent frantsay tsara sady mba hiova endrika kely.
Herintaona taty aoriana dia niverina teo amin'ilay tanana kely ileiry ary nanantona ilay mpivarotra indray, dia nanontany siramamy (efa tsy manao accent belge intsony)
B: misy siramamy ve ato e?
Dia hoy indray ilay mpivarotra: belge angaha ianao?
Dia gaga be i nedala sady nanontany hoe: fa ahoana no nahafantaranao fa belge aho?
Dia hoy ilay mpivarotra namaly tsy nananosarotra: satria ici c,est une boulangerie et non une épicerie! hehehehehe=))=))=))=))

novalian'i kala ny 04/04/2006 07:41
8. kala
(
21/03/2006 05:15)
HM > =D=D=D=D tonga any angaha le fitiavana blagy belge ê!:twisted::twisted:
le mpivarotra koa ange mety belge ihany ê! :wink:

11. watafon
(
21/03/2006 08:35)
misy fanovana kely le tantara e : eo amle oe ahoana no ahafantaranao fa belge aho ? d oziz le mpivarotra oe : k enao ange vao 5 mn zay no nadalovanao farany teo e!!!! :-D:-D:-D=))=))
12. pissoa
(
21/03/2006 10:12)
wata, mamorona :-D:-D:-D:-D Lainga kanjony e :-*:-*=))=))
Inn ihany aza ny mahazo an'i kala sy Herimiafina ireto e :{:{ toa izay aleha toa misy :twisted::twisted: kely daholo :roll::roll::roll:

14. ari.malala
(
21/03/2006 11:58)
pissoa, aiza aky Herimiafina ze mi :twisted::twisted: eo a!:-D:-D:-D
16. kala
(
21/03/2006 12:52)
pissoa > :wink::wink::wink: de :-$ njy
HM > tonga soa njay :-*:-*:-*:-*
=))=))=))=))=))=))=))
HM > tonga soa njay :-*:-*:-*:-*
=))=))=))=))=))=))=))
17. Herimiafina
(
21/03/2006 12:53)
Kala: :*:*:*:* de aza miteniteny sao tratran'i DM eo an! hehehehehe=))=))
20. kala
(
21/03/2006 13:03)
pissoa > refa mahita de :-$:-$:-$ na mandehana o^oo^oo^oo^o ao ambadika ao =))=))=))=))=))
HM > kiiii matahotra ve de sahy hanao :*. Zany refa mampirafy be ka!
avia haingana aloha :*:*:*:*:*:*:*:* sady zà mbola maika hanome blagy hoan'ny kil ka :wink: