Mbola belge foana!
61. pissoa
(
22/03/2006 19:10)
Kala, zah nefa le xxx mananihany fa saingy tsy haiko intsony hoe iza le nataoko :-D:-D:-D:-D
77. pissoa
(
26/03/2006 08:10)
Njy ry Veloo an :-D:-D:-D
Fiffi, ity akia an
Hay amin'izay ny valiny? :-D:-D:-D:-D
Fiffi, ity akia an
Mpandefa : sasa [ Valio ] 22-03-2006 08:15:44
Lohateny : Re : Mbola belge foana!
iza indray re no hampindrana jet an'ahy androany e! za koa taraiky foana
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 22-03-2006 08:45:13
Lohateny : Re : Mbola belge foana!
Zah manana fa tsy misy mahay mamily
Mpandefa : sasa [ Valio ] 24-03-2006 09:12:17
Lohateny : Re : Mbola belge foana!
pissoa ampindramo za d mitady mpamily isika e
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 24-03-2006 16:48:08
Lohateny : Re : Mbola belge foana!
sasa, alaivo ao antokontany ao
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 24-03-2006 21:01:25
Lohateny : Re : Mbola belge foana!
ny ?
Hay amin'izay ny valiny? :-D:-D:-D:-D
