inona hono ny lazainy?
1. jentilisa
(
16/03/2006 13:13)
Nandeha fiarakodia ireto mpivady ka ramatoa somary marenindrenina no nitondra ny fiara. Najanon'ny polisy nitondra môtô ny fiaran-dry zareo:
_ nanitsaka tsipika mitohy ny fiaranareo ka mandika ny lalam-pifamoivoizana ianareo izany, hoy ny polisy.
_ inona, hono, ny lazainy? hoy ramatoa
_ Nandika ny lalam-pifamoivoizana ianao, hoy ny navalin'ny vadiny.
_ ny taratasinareo aza fady? hoy ny polisy
_ inona,hono, ny lazainy? hoy ramatoa.
_ Omeo azy hono ny permis-nao! hoy rangahy
Dia nomen-dramatoa azy ny permis, nodinihin'ingahy polisy teo:
_ Hay ve avy any Mandorovintana ianao e! fahatsiraovana ratsy ho ahy mihitsy io Mandorovintana io. Tamin'izaho tanora dia nisy sipa iray izay tena mampitsoaka mihitsy fa tsy alehany sady...ratsy e! tsy anino-ntsy aninona mihitsy.
_ inona, hono, no lazainy? hoy ramatoa etsy.
_ Toa fantany, hono, ianao. hoy rangahy namaly tsy taitra.

novalian'i Veloo ny 21/03/2006 21:28
8. nolalaina
(
16/03/2006 17:33)
watafon:
nolalaina ! :-D:-D fantany hono enao !!
hihihihi mbola misy mafantatra fona ve za h@zao???
:-D :-D :-D :-D
20. nolalaina
(
17/03/2006 07:21)
Veloo:
nolalaina vedette an:wink::-D:-D:-D
Hono aky an!! :-D :-D :-D :-D
Sady araky lé tantara ngeh dé lé ratsy hono no vedety é!! hihihihi (marinamafy io rà mbô zààà :? )