Blagy ao amin'ny blaogy

1. hery ( 16/03/2006 08:32)
Hitako fa misy namana mavitrika mametraka blagy ao amin'ny blaogy.com koa raha mahaliana anao dia azonao jerena ao amin'ny adiresy http://blagy.blaogy.com
novalian'i Veloo ny 19/03/2006 03:41
2. diamondra27 ( 16/03/2006 08:40)
merci.F'angah tsy misy oe: iza no nametraka le blagy sa 'za no tsy nahay nijery tsara

Tsara aloha le sosokevitra e! tonga de any no mande refa mba te-hi-mime fa tsy mivilivily lalana

bravo et merci de bon courage par la suite
3. pissoa ( 16/03/2006 08:47)
Blaogy ato amin'ny blagy :°):-D:-D:-D
4. dadabe ( 16/03/2006 09:31)
yee:°):°)
pissoa :evil:de mody amizay , fa mbola tratrako eto ihany a:evil:
5. pissoa ( 16/03/2006 09:47)
Ary inn ity :evil: ity kle :-w:-w
Ze mahamiramirana an'i pissoa ihany iiiiiiio :-D:-D:-D
:-*:-*
6. hery ( 16/03/2006 09:52)
diamondra> Namana sahala amin'ny namana rehetra ihany io fa ny ps-ny fotsiny no nataony hoe blagy dia nanokatra blaogy izy...
7. ari.malala ( 16/03/2006 10:26)
Mahafinaritra kosa ko! D misaotra an'i Blagy zany e
8. kala ( 16/03/2006 11:34)
andraso hoe mba ho any:-D

diam > tsy eo vetivety zà fa hoary hijerysaoany le pilôty akia de kôpy njy=))=))
9. watafon ( 16/03/2006 12:16)
kala :-D:-D
10. diamondra27 ( 16/03/2006 12:17)
kala : :-$, njy 'ty akia mahitahita an!sady mpitsikilo:wink: , sady mbola manao batemy de l'air zahay kouuuuu:-D:-D:-D:-D
11. kala ( 16/03/2006 14:32)
fa zà akia mbola sahirana @ny mpandeha ato fa misy belge le izy de tsy tafa mihitsy:-D:-D:-D
12. Veloo ( 16/03/2006 19:16)
kala a mianjy zahay aky a:wink:
13. lapino ( 16/03/2006 23:39)
Misy dia mahay zedemô ato zany :-D:-D:-D
14. Veloo ( 17/03/2006 04:01)
iza ry lapino? to nareo roa ihany ko, ny saka sy ny bitro?:-D:-D:-D:-D
15. pissoa ( 17/03/2006 04:20)
Eeeeuuu, inn indray zany no tokony ho teneniko eto :roll::roll:
16. Veloo ( 17/03/2006 04:27)
:-D:-D:-D
17. dadabe ( 17/03/2006 04:34)
hummm !!!
Mpandefa : kala [ Valio ] 16-03-2006 15:34:26
Lohateny : Re : Blagy ao amin'ny blaogy
andraso hoe mba ho any

diam > tsy eo vetivety zà fa hoary hijerysaoany le pilôty akia de kôpy njy

hummm ahoanainjay zao io letie e :-w
18. pissoa ( 17/03/2006 04:36)
:roll::roll::roll:
19. kala ( 17/03/2006 12:54)
fa misy in leitia dadabe toa de :-w:-w:-w:-w:-w

ho hitanao eo ihany ny tohiny ê!:wink:

diam & veloo > ni-tel teo daholo zao les belges bedabe we toa mbola tsy hita ihany ny blagy momba anay?8O aleo aloha zà hoa hijery ny hatsikana ato fasao efa nisy nitsourouphka ato.:-D:-D:-D:-D
20. lapino ( 17/03/2006 16:16)
Veloo, i blagy izany ka! :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4993