Blagy ao amin'ny blaogy
1. hery
(
16/03/2006 08:32)
Hitako fa misy namana mavitrika mametraka blagy ao amin'ny blaogy.com koa raha mahaliana anao dia azonao jerena ao amin'ny adiresy http://blagy.blaogy.com
répondu par Veloo le 19/03/2006 03:41
2. diamondra27
(
16/03/2006 08:40)
merci.F'angah tsy misy oe: iza no nametraka le blagy sa 'za no tsy nahay nijery tsara
Tsara aloha le sosokevitra e! tonga de any no mande refa mba te-hi-mime fa tsy mivilivily lalana
bravo et merci de bon courage par la suite
Tsara aloha le sosokevitra e! tonga de any no mande refa mba te-hi-mime fa tsy mivilivily lalana
bravo et merci de bon courage par la suite
4. dadabe
(
16/03/2006 09:31)
yee:°):°)
pissoa :evil:de mody amizay , fa mbola tratrako eto ihany a:evil:
pissoa :evil:de mody amizay , fa mbola tratrako eto ihany a:evil:
5. pissoa
(
16/03/2006 09:47)
Ary inn ity :evil: ity kle :-w:-w
Ze mahamiramirana an'i pissoa ihany iiiiiiio :-D:-D:-D
:-*:-*
Ze mahamiramirana an'i pissoa ihany iiiiiiio :-D:-D:-D
:-*:-*
6. hery
(
16/03/2006 09:52)
diamondra> Namana sahala amin'ny namana rehetra ihany io fa ny ps-ny fotsiny no nataony hoe blagy dia nanokatra blaogy izy...
8. kala
(
16/03/2006 11:34)
andraso hoe mba ho any:-D
diam > tsy eo vetivety zà fa hoary hijerysaoany le pilôty akia de kôpy njy=))=))
diam > tsy eo vetivety zà fa hoary hijerysaoany le pilôty akia de kôpy njy=))=))
10. diamondra27
(
16/03/2006 12:17)
kala : :-$, njy 'ty akia mahitahita an!sady mpitsikilo:wink: , sady mbola manao batemy de l'air zahay kouuuuu:-D:-D:-D:-D
11. kala
(
16/03/2006 14:32)
fa zà akia mbola sahirana @ny mpandeha ato fa misy belge le izy de tsy tafa mihitsy:-D:-D:-D
14. Veloo
(
17/03/2006 04:01)
iza ry lapino? to nareo roa ihany ko, ny saka sy ny bitro?:-D:-D:-D:-D
17. dadabe
(
17/03/2006 04:34)
hummm !!!
hummm ahoanainjay zao io letie e :-w
Mpandefa : kala [ Valio ] 16-03-2006 15:34:26
Lohateny : Re : Blagy ao amin'ny blaogy
andraso hoe mba ho any
diam > tsy eo vetivety zà fa hoary hijerysaoany le pilôty akia de kôpy njy
hummm ahoanainjay zao io letie e :-w
19. kala
(
17/03/2006 12:54)
fa misy in leitia dadabe toa de :-w:-w:-w:-w:-w
ho hitanao eo ihany ny tohiny ê!:wink:
diam & veloo > ni-tel teo daholo zao les belges bedabe we toa mbola tsy hita ihany ny blagy momba anay?8O aleo aloha zà hoa hijery ny hatsikana ato fasao efa nisy nitsourouphka ato.:-D:-D:-D:-D