FITADIAVANA FIDIRAM-BOLA HAFA

1. sousou ( 16/03/2006 05:00)
Iarahatsika mahalala amin'izao ny FAHASAROTAN4NY FIAINANA. Maro ny olona no miezaka manao asa hafa anampiana ny ao antrano.
Ny tiako hahatongavana dia ny mba izarana na hanomezana toro-hevitra amin'ilay zavatra ho atao satria ilay tsy fisian'ilay projet kely no tena vato misakana. Fanampin'asa izany anefa tsy midika oe vola be no ilaina....
misaotra anao
novalian'i mino ny 10/04/2006 06:57
2. fasaly ( 16/03/2006 05:08)
:roll::roll::roll:tena hevitra tsara zany fa enao alou aiza madà sa aty ivelany?????
raha any madà ve tsy ny varobarotra ihany no mety am fanampin'asa raha tsy mpanao afera????:wink:
3. sousou ( 16/03/2006 05:15)
Izaho aty mada ka!
Ka eo indrindra ilay izy satria maro ny olona no oe hande hivarotra toy ny olondrehetra.
fa ny eritreretiko de hoe mitady zavatra mbola tsy dia be mpanao, na mbola tsy nisy nanao .
Fa ny mitady an'io no sarotra
4. fasaly ( 16/03/2006 05:43)
ntsoooooo! sousou a! diso adresse ity valin'ny dinika njy ity fa lasa aty am pelaka aky a!:-D:-D:-D
5. fasaly ( 16/03/2006 05:45)
hahahhaa ary noverina tato ihany fa ny masoko no mandry roa :roll::{:{:-D

tena sarotra tokoa alouha ny hitady zay tokony ho hatao indrindra raha tsy mpanao bizn zany e!
inona zao no tokony handeha any amzao:roll:
6. Fiffi ( 16/03/2006 06:43)
raha @ izao fotoana izao aloha dia tena tsy hita hoe inona no handeha satria toa sarotra be daholo ny rehetra , indrindra moa ny fiainana.
7. miranto ( 16/03/2006 07:21)
Ity mba misy hevitra kely hitako nefa tsy haiko raha mety aminao,toy izao le izy, ny manjaitra izao no hitako fidiram-bola tena mandeha ary azo atao fanampianasa,isakiny miditra ao @ ireny mpanjaitra ireny aho mantsy toa feno zaitra foana ry zareo , rehefa tsy misy indray ny mampanjaitra de hafaka manjaitra akanjo hamidy ianao rehefa hataonao tsara zaitra tsara iny de mandeha no lafo vidy noho ny vita sonoa, sady @ izao efa betsaka ny lamba mora nefa tena tsara eny ambodin' isotry, izay no zavatra hitako ka asa raha mety aminao na tsia fa za zao mba manana eritreritra an' izany rehefa mahita ny fahalafosany mampanjaitra
8. Veloo ( 16/03/2006 17:36)
ary raha manao mofo na croissant na manao gato?
9. fijo ( 16/03/2006 21:11)
noana indray veveloo le
10. xxx ( 16/03/2006 22:04)
manaova politika
11. Fiffi ( 17/03/2006 06:26)
miranto: ka ny olona @ io fanjairana io dia toa hoe efa feno vita sinoa any , sady mora be ka manjary mampalahelo indray ny mpamjaitra raha mandeha mividy sinoa ny olona ko!
12. sousou ( 17/03/2006 09:44)
ny aty mada izao dia ny vita sinoa sy ny fripe no tena anaovan'ny olona. matetika ny olona mpanana no tena mampanjaitra. Fa tena mety ihany ilay izy raha tena manantalenta satria tena lafo be ny karamanjaitra amin'izao!
13. Fiffi ( 17/03/2006 10:21)
sady tsara no sur mesure koa!
14. diamondra27 ( 17/03/2006 11:04)
manao ohatran'ny ataon'i ZOB
15. mino ( 17/03/2006 11:22)
:):):)
ataovy amin-tsikitsiky e.
16. Fiffi ( 18/03/2006 06:50)
diamondra: inona akia no hataon'io ZOB io ?ary iza akia io ?:-*:-*:-* ndry
17. diamondra27 ( 18/03/2006 09:33)
ZOB akia ry fiffi le frantsay nanao business @ le omby e! manao pub izy de asainy manao parrain le olona aty andafy, de ny gasy asainy manofa le omby parrainé, satria tsy manambola hiviadianana omby . De efa nitariny le izy, lasa tsy omby intsony fa kisoa sy ahoko de eo ampanaovana projet hafa indray izy de oe: hanao moutons koa,
Zébu Overseas Board= jereo ao @ internet le izy
18. Fiffi ( 19/03/2006 06:55)
diam: misaotra akia an! hay tokoa moa fa hadinoko io nefa efa hitako fa tsy aiko hoe zob no anarany. :-*:-*:-*:-*:-* ndry an!
19. mino ( 20/03/2006 06:30)
Interessant kosa zany a!
20. Veloo ( 20/03/2006 17:19)
fijo a ka motika ihany ny ady eo ko... sa tsy izany ndray va?:°):°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2507