Tsy matotra ve sa?

1. moumouche
(
14/03/2006 15:36)
Mba inona kay ny hevitrareo @ olona tsy mety mahatazona relation mba elaela fa maita zavatra kianina any @iray refa tafiaraka elaelakely, na mba miezaka ny hitia olona d omena chance izy nefa tsy maharitra mintsy! sa ve mbola tsy naita anlé anjara nefa mety tsy maintsy andramandramana iany so d mba mety ihany!
novalian'i fasaly ny 15/03/2006 13:59

2. sipagasy
(
14/03/2006 15:55)
tsy mazava amiko, sa za ve no .....ny ahy aloha dia ny hoa tsy maty an-kazo tokana ihany e! vao dilan'ny varavarana rehefa mivoaka handeha hiasa @ maraina dia efa haiko fa tsy ahy ary tsy azy ihany koa aho tssss bedy eto injay izao za hihihi

4. fasaly
(
14/03/2006 16:05)
ny mahatonga anzany angamba raha sahala maiko de ohatran'ny hoe mora tia olona izany anefa rehefa tena eo ambovoasana ny fonony (ny tena maha izy azy zany( no ahitàna ny ao anatiny( dia ny toetrany zany) de ny fahafatarana ny tena toetrany ka nandiso fananntenàna anao no mahatonga anao tsy hahatazona lay relation tsony:°) satria tsy mifanhalala mazava ho azy amin'ny voalohany fa "avec le temps" eny no ahitàna ny tena toetrany ....de mety tsy mifanaraka aminao de zay no mahatonga lay relatio hivahavàha...

5. diamondra27
(
14/03/2006 16:52)
moumouche: raha tsy mahatazona relation izy , niaraka t@ olona +3(samy hafa) de tokony handinintena izy zay.
Matoa misaraka lava izy de ny toetrany 'zay no tsy mety , ary tokony ho fantany io
le anjara mety ho nisy , fa le olona no mila manaraka psy fa tsy lasa, avereno jerena ny fahazàzanao fa misy ifandraisany ao.
Ny olona insatisfait éternel ho'aho , averiko eto indray fa olona mijaly indrindra. De ito olona ito anisan'izany satria ze arahina misaraka doly...

6. Vaika
(
14/03/2006 17:22)
Pathologique izany ry moumouche a !
Problèmes affectifs, hialao pà ohatran'ny peste fa sao dia mifindra. Asaivo manantona psy izy !
Problèmes affectifs, hialao pà ohatran'ny peste fa sao dia mifindra. Asaivo manantona psy izy !

7. Herimiafina
(
14/03/2006 19:00)
moumouche:
Mba inona kay ny hevitrareo @ olona tsy mety mahatazona relation mba elaela fa maita zavatra kianina any @iray refa tafiaraka elaelakely, na mba miezaka ny hitia olona d omena chance izy nefa tsy maharitra mintsy! sa ve mbola tsy naita anlé anjara nefa mety tsy maintsy andramandramana iany so d mba mety ihany!
Ny mety ho antony dia izao: Be mpitsikera be ny fiainany. Be mpitsikera ny olona miaraka aminy, de lasa sosotra izy rehefa tsikeraina ny olona miaraka aminy de lasa tsy tiany ilay olona miaraka aminy.
Matetika olona akaiky azy ireo mitsikera ireo: havana, namana, sns.
Raha ny vavan'ny olona no henoina dia

9. ari.malala
(
15/03/2006 05:36)
adalan'izay mihaino vavan'olona kosa io alo ra za manokana e, ra vavan'olona tsy mitombina, fa raha ohatra kosa v hahasoa azy no itenenana anazy manin. Fa ny valiny anie efa nomen'i momouche ihany e,n tsy matotra!

10. diamondra27
(
15/03/2006 07:00)
ka vit ta vie fa ny olona tsy maintsy miteny foana e!, ze mampiety anao atao fa aza lany andro hoe: ahoana 'zao raha hitan'i ranona sy ranaona zahay, enao ny miaraka aminy ao fa tsy olonkafa, de 'zay le mila ianarana manokana aloha= savoir accepter ta vie, tes envies, toi-même etc...