Ampidiro aloha ny tenimiafina
Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Fiffi
(
13/03/2006 06:43)
Mampalahelo
Ambohimanambola
Zazalahikely sahabo 12 taona, antsoina hoe Rivo kely, no maty nihantona tamin'ny tady teny Ambohimanambola, ny alakamisy tolakandro teo. Izy irery no tao an-tranony tamin'io fotoana ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/04/2006 11:53
Fiffi
(
13/03/2006 06:37)
Nangidy tsy laitra ?
Ny manana fahitalavitra mahazo mivantana ny avy any ivelany dia nahita, ny alatsinainy 6 marsa teo, ny fandaharana « Faut pas rêver » izay nifantoka manokana tamin’i Madagasikara.
Horona...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/03/2006 09:42
jentilisa
(
13/03/2006 06:30)
lalao fampisehoana nahafinaritra!
Notontosana omaly ny fihaonana telo tonta nifanandrinan'ny artista sy ny mpanazatra aloha, dia nitohy teo amin'ny fihaonan'ny vehivavy artista sy ny vehivavy mpanao gazety. Ny lalao fahatelo farany di...
tohiny
novalian'i jentilisa ny 16/03/2006 13:24
vegas
(
12/03/2006 23:50)
Belge roalahy tany foulpointe
Sambany vao nahita ranomasina hono izy 'reto belge roalahy dia mba samy nameno tavoahangy tsirairay avy mba hatao souvenir, sady marre haute koa tamin'izay.
Niverina izy roalahy ny tolakandro, lasa m...
tohiny
novalian'i kala ny 21/03/2006 12:00
mendrika
(
12/03/2006 16:42)
Mitady détective gasy azo antoka any madagascar
Faly miarahaba , mba mila ny fanampianarao aho fa tena misy zavatra manahirana ny saina ka sao dia mba mahalala détecvite gasy ianareo mipetraka any dago , misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i soasoafy ny 28/03/2006 12:38
vegas
(
12/03/2006 14:00)
Iza i Domoina Ratovozanany?
Mba te ahalala ny sangan'asany hafa aho raha misy mahalala fa tena mampiaky ahy koa ny poéme-ny.
Rariny raha efa nahazo Concours de Poésie izy.
http://www.poesieetcitationsdamour.com/PoemeDAmour48...
tohiny
novalian'i hasiniony ny 15/04/2006 07:49
endrika
(
12/03/2006 13:44)
hisaraka sa tsia
tsy hitako izay atao, very fanahy mbola velona aho
nampiditra demande de divorce ny vadiko satria tsy mahazaka ny toetrako hono
roa ny zanakay
izaho tsy tiany efa fantatro hatrizay saingy ny amin'i...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/03/2006 06:14
xxx
(
12/03/2006 11:01)
FITIAVANA SORA-JANDIANA !!!
Manao ahoana izaho izay manoratra dia tovovavy ,izaho dia ny lehilahy efa zokinjokiny no tiako. Gaga ny namako raha niteny aho hoe izaho hoa akia tia an' i....indry ve adala hoe ry zareo. Tsy miaraka...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/03/2006 07:17
rajapim
(
12/03/2006 09:17)
fangatahana
izaho re mba mangataka ny tononkiran'i Dadah De Fort Dauphin a!
veloma e!...
tohiny
novalian'i Bariry ny 12/03/2006 23:53
Fiffi
(
12/03/2006 08:08)
Nakatona tanteraka ny fiangonana EURD
Raharaham-pinoana - Nakatona tanteraka ny fiangonana EURD
Teo ivelan’ny fiangonana indray ny mpino no nanoko fivavahana.
Nakaton’ny fanjakana tanteraka ny fiangonana Eurd na ny Eglise universe...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/03/2006 06:12
Nanaingo
(
12/03/2006 07:54)
Efa ho ngazana tanteraka ny Nosy
Ahoana no ho avin'ny malagasy raha ngazana tanteraka ilay nosy? ny kere aza efa matetika mahazo ny any antsimo? koa inona no hevitrareo?...
tohiny
novalian'i cutie ny 12/03/2006 17:31
zandikely
(
12/03/2006 02:37)
MATY TSY VOAHELOKA INGAHY MILOSEVIC
L'ancien président yougoslave Slobodan Milosevic, 64 ans, est mort, a-t-on appris samedi 11 février auprès du Tribunal pénal international pour l'ex-Yougoslavie (TPIY) où il était jugé depuis p...
tohiny
novalian'i lee ny 25/04/2006 16:22
marozevo
(
12/03/2006 01:24)
PUB
Ganagana, hono, tsa mba gisa,
ary ny manontany tsa mba diso.
Fa nahoana kay no manjary be PUB any amin'ny lohahevitra momba ny fivavahana sy ny finoana? Araka ny hevitro dia tsy tokony hasiana P...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/03/2006 21:35
bida
(
11/03/2006 22:12)
Eric_Tselatra
Mety ahazoana adresse ny Eric ve eto na mail.
Ary lery ve tena lasa mpino tsara mihitsy sa hira fotsiny e???...
tohiny
novalian'i PAQTE ny 18/04/2006 05:39
sosoa
(
11/03/2006 21:57)
Antso ho an'ny namana Andrianamboninolona!
:)Manaôna daholo!
Ilazana isika terak'Andrianamboninolona rehetra, avy ao Ambohimarina Ambohitrombihavana, fa hisy ny fihaonana sy dinika asa ho fanatsarana ny tanàna, mba hotonga hamonjy ny fivori...
tohiny
novalian'i sosoa ny 06/04/2006 07:13
xxx
(
11/03/2006 21:50)
NY FAMADIHANA fomba gasy iray izay tsy misy maharatsy ...
Tsy misy maharatsy ny famadihana ary fomba gasy efa nentim-paharazana NEFA hitako sy tsapako fa efa mihasarotra ny fiainana ankehitriny,misy ny fianakaviana sasany midi-trosa mihintsy noho io fomba io...
tohiny
novalian'i titis ny 22/10/2006 00:05
pissoa
(
11/03/2006 17:57)
Ny momba anah
Fa maninona kay hoa rehefa mba mandany andro ato zah :-D:-D dia ovaovaiko ny mombamomba ahy :-w:-w dia raha vao tsy teneniko ilay [b]Fari-pahaizana[/b] na ilay [b]Ny tadiavinao eto[/b], na fohy ilay h...
tohiny
novalian'i pissoa ny 12/03/2006 08:13
rapala
(
11/03/2006 16:10)
cholesterol
Sao dia mba misy mahalala fanafody malagasy ianareo mampanena io cholesterol io. Betsaka no natao hatramin'ny exercises fa tena tsy mety midina mihintsy. ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/05/2006 06:45
madagasikara
(
11/03/2006 15:34)
Carnaval
Manao ahoana daholo!
Raha sanatria ka tsy eto no tokony hasiako ity lohahevitra ity dia mba ilazao ihany aho.
Tokony tsy asiana safidy eo amin
ny mpanoratra, amin'izay izay rehetra mandray anjara e...
tohiny
novalian'i pissoa ny 12/03/2006 08:15
hirahirao
(
11/03/2006 15:19)
mofo akondro
Manao ahoana daholo,
Mba omeo recette mofo akondro azafady izay mba manana.
misaotra betsaka...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/03/2006 15:50
