Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
vegas
(
08/03/2006 19:50)
Fetin'ny lehilahy efa isanandro, ankoatra ny 08 mars!!
Azo eritreretina ve?...
tohiny
novalian'i lolyony ny 19/03/2006 22:27
xxx
(
08/03/2006 16:58)
La TIKO-NGUNYA connaissez-vous cette maladie?
La maladie que vit MADAGASCAR est connue sous le nom scientifique de syndrôme aigüe de la TIKOISATION,ou encore la TIKO-ngunya.Il s'agit d'un TIKO -virose,rend dingue les agents des ministéres.Elle...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/03/2006 19:58
mamzelkely
(
08/03/2006 12:52)
masoandro
nisy ankizy kely 3 hono zany niresaka de nifampidera teo:
ankizy faha-1: za lesy refa lebe de hande ho eny am planeta marsa aaaaa!!!!
ankizy faha-2: tsss mbola ts milay noho ny reve-ko zay, za h...
tohiny
novalian'i Veloo ny 19/03/2006 04:05
xxx
(
08/03/2006 11:42)
FISCALITE A MADAGASCAR
Manahoana daholo.
Mba mila fanampiana avy aminareo namana.
Mba misy afaka manampy ahy ve @ torolalana hatao momba ny fiscalité eto amintsika:
- fanaovana déclaration fiscale: revenu - impô...
tohiny
novalian'i tsaratsara ny 18/04/2007 12:41
hery
(
08/03/2006 09:01)
8 marsa... mariky ny mbola tsy fitovian-jo
Mahagaga ahy ny mahita hoe faly sy mirehareha ery ny vehivavy rehefa mandre hoe 8 marsa dia andro natokana ho azy ireo. Tsy mifanohitra amin'ny fitovianjo dradradradraina hatramin'izao ve ny fanekena ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/03/2006 19:46
diamondra27
(
08/03/2006 08:27)
MITIA ... @ FOMBA AHOANA
Iaraha- mahalala izany fa be de be ny fijaliana miseho autour n'io fitiavana io, koa mba manasa anareo na célibataire na mpivady mba hamonjy ity camps ity raha azo atao; mba hahafantaranao izany hoe:...
tohiny
novalian'i pif ny 19/03/2006 11:31
hery
(
08/03/2006 07:08)
Tranom-pokonolona Mahitsy... aiza ihany?
(Nosoratan'i RTS USA tao @ serasera@yahoogroups.com)
Lohateny: Mahitsy... nanantena tsy misy ve?
Manao ahoana daholo,
Niangavin`ny raimandreny avy any amin`iny faritra Mahitsy Ambohidratrimo i...
tohiny
novalian'i Angie ny 09/03/2006 10:30
Fiffi
(
08/03/2006 06:20)
Tsy xxx intsony izany no hamaliana azy .
[size=7]E[/size][size=8]t[/size][size=9]o[/size][size=10] [/size][size=11]z[/size][size=12]a[/size][size=13]n[/size][size=14]y[/size][size=15] [/size][size=16]n[/size][size=17]o[/size][size=18] [/size...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/03/2006 04:29
Fiffi
(
08/03/2006 06:09)
Fa ahoana hiany ity ODY ity ?
Tamin’ny Sabotsy lasa teo no noravan’ny fifohazana sy ny mpitandro ny filaminana ny doany Ambohitranjomba, doany iray malaza ao Alatsinainy Bakaro, 50 km miala an’Ambatolampy. Nokasaina handova ...
tohiny
novalian'i tovolahy007 ny 31/03/2006 02:55
Fiffi
(
08/03/2006 04:57)
CHIKUNGUNYA
Ny vahoaka foana no gisant: Ela ny ela ka niaiky ihany ny fitondram-panjakana, tamin’ny alalan’ny ministry ny fahasalamana, fa tena « chikungunya » tokoa io mamely ao amin’ny faritra atsinana...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/04/2006 08:28
mpitedry
(
07/03/2006 23:16)
Mitady mpitendry zava-maneno
Malagasy monina eto Parisy ny tenako. I Andry no fanampinarako. Miangaly ny mozika Pop Rock aho. Mitady mpitendry zava-maneno aho hahafahako mivelatra ara-kolontsaina : mpitendry clavier, gitara "solo...
tohiny
novalian'i nosta ny 18/04/2006 04:45
diamondra27
(
07/03/2006 20:16)
camps.....
Sao de mba hisy namana ato hamonjy ilay camps any Normandie momba ilay hoe: [b]aimer... mais comment?[/b] izay iandraketan'ny llb fa i Zoky Eddy ihany no hampiofana e!
De mangataka olona ze afaka man...
tohiny
novalian'i marozevo ny 20/03/2006 20:53
xxx
(
07/03/2006 20:05)
Andray fa dia inona loatra!!!
IZAO ANGAMBA NO ILANA NY ATAO HOE CIVISME!!!zavatra tsara ireny t@ fanjanahantany ka mba mila averina fa tsy lasa kosa ny toy izao
http://www.madanight.com/madagascar-photo-30807.htm...
tohiny
novalian'i Rainimaharavo ny 31/03/2006 19:01
onjah
(
07/03/2006 19:55)
Fomba fikapoka gitara
Hono hoy aho ry zalahy mahay mitendry gitara sy mpametraka tondrompeo.
Sao dia mba afaka manisy fanazavana fanampiny na torolàlana kely ianareo @ ilay fomba fikapoka ny gitara (Battement na arpège ...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/03/2006 04:44
sipagasy
(
07/03/2006 18:52)
08/03/2006
miarahaba antsika vehivavy tratry ny daty malaza izany e! tsy hoe andro natokana tsy hanaovana raharaha akory izy itylolll :-D fa andro natokana hahatsiarovana ny 129 vavy tany amarika t@ 08/03/1948 t...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 11/03/2006 07:47
xxx
(
07/03/2006 18:48)
week end(suite)
naka torohevitra teto za t@ alohany andeha week end ka t@ week end teo ilay izy no nitranga , @ ankampobeny alohany d nahafinaritra ilay izy e!, sady tsy netiny tany @ hotel za fa tany antrano , d nah...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/03/2006 17:05
gasypantin
(
07/03/2006 18:45)
TOAMASINA miaina tanteraka ao anatin'ny loto sy fako
mba jereo kely anie ny site
www.madanight.com
fa dia tena maloto tokoa TOAMASINA nefa 1é port de MADA mahalasa saina ihany!!!...
tohiny
novalian'i vahatra22 ny 08/05/2006 14:31
Lejim
(
07/03/2006 17:51)
hafatra farany! (lava loatra koa ve?)
Efa ambavahaona (ho faty) izany ity rangahy iray ity, safosafoin'ny vady malalany izay sady latsa-dranomaso no malahelo ery!
- Ianao ry malala no teo anilako tamin'isika saika accident tanaty avion i...
tohiny
novalian'i Veloo ny 10/03/2006 17:20
cutie
(
07/03/2006 17:38)
poulet au coco
ze manana mba atoroy kely za :-*:-*:-*:-*...
tohiny
novalian'i soanja ny 13/04/2006 07:12
kala
(
07/03/2006 14:33)
arahabaina tratry ny 8 marsa : atokana hoan'ny lehilahy
Arahabaina ry vehivavy tratry ny 8 marsa
fa in tokoa moa no mahasamihafa ny zazavavy / vehivavy : 8, 18, 28, 38, 48, 58,, 68, ary 78 taona?
8 taona : Ampatoriana dia tantaraina angano kely
...
tohiny
novalian'i Veloo ny 15/03/2006 16:51
