La TIKO-NGUNYA connaissez-vous cette maladie?

1. xxx ( 08/03/2006 16:58)
La maladie que vit MADAGASCAR est connue sous le nom scientifique de syndrôme aigüe de la TIKOISATION,ou encore la TIKO-ngunya.Il s'agit d'un TIKO -virose,rend dingue les agents des ministéres.Elle se maniféste par la peur.Les ministéres atteintes par cette maladie se voient être obligées de rapporter des résultats et des données teintes qui ne reflétent en rien la réalité dans le but de les dissimuler au chef supréme de la TIKO-ISATION.

Atao ahoana e!ny aretina tena mahazo ny mpitondra sy ny manampahefana eto amintsika @ izao fotoana izao dia ilay antsoina hoe syndrome aigüe de la TIKOISATION,aretina izay miseho @ tahotra ny ankamaroan'ny tompon'andraikitra ao @ fitondràna dia matahotra ny hilaza ny vaovao ratsy ka miezaka ny hanafina araka izay azon'izy ireo atao mbà tsy ho henondra8 izany vaovao ratsy izany.

Na ny MFB(finance),ny santé,ny INSTAT,ny commerce dia samy efa voan'io daholo izao .Ny finance izao vao haingana no niteniteny foana ary nanafina andra8 fa 4,6% anie ny croissance t@ 2005 ka voatery nilaza taminy hoe tsy latsaky ny 5%.Vao tsy ela koa ny INSTAT no namoaka isa nampihomehy ny akoho hoe 2,7%monja ny taux de chômage aty MADAGASCAR sns..normal ny président raha naka vacance tany LAS VEGAS il se sentait rassuré....etc

fampandrosoana maharitra sy haingana ,developpement rapide et durable!!!io no tanjona anefa
mipetraka ny fanontaniana ary hoe ho aiza ihany ity tanàna ity?VOAHOZONA VE!!!

malalaka ny adi-hevitra
novalian'i fijo ny 15/03/2006 19:58
2. xxx ( 08/03/2006 17:42)
Ny Tiko dia société privée, tsy volam-panjakana, toy ny an'ny procops sy ny decagon, akory no nampiasaina tao fa fonds privé. Tokony hoderaina ny Tiko satria izy ihany izao no orinasa gasy maharesy ny vazaha,karana sy ny sinoa (Rajabaly, hirdjee, Fraise sy ny ireo sinoa maro be esty sy eroa).
Maromaroa ny ohatr'izany, f'aza faly manenjika gasy tahakan'ny tena. Izay toe-tsaina manenjika ny gasy tafita izay no tsy mahatafita antsika gasy hatramin'izao.
Ny antsika sontomina midina izay mba te-hitraka kely.
3. gasypantin ( 08/03/2006 17:49)
misy marina ny tenin'ilay xxx tompo-kevitra !!ianao faha 2 no tsy mamaky tsara na tsy mahazo ny tiany ho lazaina angamba!au fait tsy manenjika ny tiko izy fa milaza fa misy aretina mahazo ny ministére dia mandainga!!!
izay ilay fahavoazantsika tsy mihaino ary tsy mamaky tsara dia entim-po fotsiny !!:?::?:
4. xxx ( 08/03/2006 17:59)
Marina koa ilay xxx faharoa ka!
5. Veloo ( 08/03/2006 18:19)
=D=D=D whoever xxxx:roll::roll:
6. vancleef ( 08/03/2006 18:35)
Eh le premier xxx je te fais remarquer que TIKO était déjà là du temps de l\'autre. Et moi j\'aimerai bien qu\'il y a des milliers de TIKO à Dago! au lieu de çà certains mal intentionnés ne pensent qu\'à critiquer et à jalouser ceux qui prennent des initiatives pour sortir le pays du trou où l\'autre l\'a mis. Fais la même chose au lieu de passer le temps à rêler et en plus il n\'a même pas le courage de se montrer même avec son pseudo. çà m\'a tellement tellement énervé que je me suis exprimé en français pour que le monde entier voit ma colère et que je ne me fasse pas mal comprendre
7. lemenakely ( 08/03/2006 19:01)
Moi personnellement je m'en fous et je n'ai rien à foutre de la politique à MADAGASCAR ...et vos blàs blàs. Je cherche à remplir mon ventre avec du riz et de la viande et vivre mieux c tout!!!le reste je m'en tape.
Depuis 1972 le pays n'arrête pas de se reculer ,il y a toujours: la corruption,la camaraderie... Les forêts commencent à disparaître,on fait des campagnes de sensibilisation même pas le lendemain certains continuent encore à brûler.

Mme VICTOIRE , la femme qui cherche à vivre dans la poubelle sur le reportage de FR3, m'a donné une bonne leçon c'est:le courage, l'humilité et sa dignité ,la philosophie de la misére éxiste!!!c'est éxtraordinnaire.
8. xxx ( 08/03/2006 19:36)
Misy cas bediabe ohatran'io Mme Victoire lazainao io koa aty @ tany mandroso indrindra aty Amerique(NYC na LA na DC na Chicago). C'est pas propre à Mada! Mbola resaka politique ihany koa ve izany?
9. sonwin ( 08/03/2006 19:40)
TIKOISATION # COLONISATION

vancleef =D=D=D
10. xxx ( 08/03/2006 19:45)
Fadio ny Fialonana fa mamarina an-kady
11. ambivotra ( 08/03/2006 20:01)
Je ne connais pas très bien cette maladie mais ce que je sais c'est qu'on ne la guerrira pas avec nos interminables bla bla qui ont toujours été les agents pathogènes grangrenant notre Cher Dago!
12. xxx ( 08/03/2006 20:37)
Manana ny tenintsika isika ry zalahy a!
Sa valalan'alika ve?
13. vancleef ( 08/03/2006 20:44)
Tsy hoe valalan'alika fa tokony fantantr'izao tontolo izao ny adalanin'ny gasy sasany ampiarin"ankady bebe kokoa an'i Dago faha tsy hoe mitangorongorana ahoatran'ny mparasy ampor...'alika samy gasy eto fotsiny
14. xxx ( 08/03/2006 20:50)
Ok! Tohizo ary ny resaka e.
15. eh ( 09/03/2006 04:50)
miraisahina hanambarana ny hery d asehoy ny tsy mety hanatsarana sy handrosoana kokoa fa efa ela loatra ny fitsikerana tsy mitondra vokantsoa ê!!
16. jentilisa ( 09/03/2006 07:22)
fa inona ny atao hoe tikoisation?
17. Angie ( 09/03/2006 07:50)
jentilisa kou tara train kou jereo eo ambony eo e sinon anontanio ra8 :-D
18. Fiffi ( 09/03/2006 09:49)
ny tsapako fa raha miteny gasy sy mamaly ny hevitra @ teny gasy dia tsy mora entitra .
19. mandrindra ( 09/03/2006 14:18)
angie a, misy numero-any angaha any mainao mba anontanikao azy ?:D
20. fijo ( 09/03/2006 22:14)
misy ny lesoka ry zalahy ,nefa aza hadino koa,fa hatramin'izao aloha dia io no fitondrana mba hany nanao zavatra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3372