La TIKO-NGUNYA connaissez-vous cette maladie?

21. Fiffi ( 10/03/2006 05:28)
Manana ny tenintsika isika ry zalahy a!
Sa valalan'alika ve?
:roll::roll: fa ny alika angaha manana valala ?
22. jentilisa ( 10/03/2006 06:42)
izaho matoa nanontany te-hametraka ny valam-pamaritana tsara. Ny atao hoe tikoisation va dia mampiditra ny olon'ny tiko any amin'ny sampan-draharaha sa ny sampan-draharaha lasa manao ny asan'ny tiko?
23. hps ( 10/03/2006 18:05)
ialahy tiko ô!Aza malahelo ny fivoaran'ny sasany,fa mba torony aloha zao;ka rehefa anjaran'ny hafa ndray ny eo dia velomy ndray ny ROMANOR eh! milay koa reny an!sady tsy mbola nahenoana valan'aretina:*:-*:-D
24. fijo ( 10/03/2006 20:31)
aza lany andro mitsikera zalahy fa mba manomeza vahaolana an
25. xxx ( 11/03/2006 14:23)
Ny vahaolan-dry zalahy nge efa nolazainy fa Transition sy Réconciliation e.
26. fijo ( 15/03/2006 19:58)
transition,de io foana ve fa tsy mba mahita zavatra hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1272