poulet au coco

1. cutie ( 07/03/2006 17:38)
ze manana mba atoroy kely za :-*:-*:-*:-*
novalian'i soanja ny 13/04/2006 07:12
2. boubounezy ( 07/03/2006 17:56)
endaso mitokana ny poulet mba ho doré tsara dé avy eo alaivo le menaka zé avy nanendasana lé poulet ra tsy be lotra dé endaso @iny ny tongolo avy eo any votabie dé asio tomate concentrer miaraka @ poiver kely ary du thym vita reo dé arotsay ao ny poulet zay efa voendy arotsay kou ny coco dé avelao hangotraka 15mn eo dé vita bon app e!;-)
3. Rafotsy ( 07/03/2006 18:29)
Ny fanaoko no omeko :
Akoho coupé en morceau ,
Oignons coupés en lamelles , ail haché ( 1 na 3 gousses , izay tiana ), sakamalao haché , voataby 2 voatabia , sira sy dipoavra , huile d'olive ary 1 boite de lait de coco :
Arotsaka anaty cocotte ny menaka , rehefa mafana dia arotsaka ny akoho , ary rehefa mendy tsara dia ampina ny oignons , ail ary sakamalao , afangaro tsara ary rehefa hita fa mendy tsara ireo dia arotsaka ny voatabia , asina sira
4. Rafotsy ( 07/03/2006 18:35)
Tohiny fa nanao fausse manip i Rafotsy ( aza omena tsiny , izy izany hoe rafotsy )
sy poivre , arotsaka ny lait de coco , andrasana hangotraka , asina couvercle ary andraona mandritra ny 45 ' eo raha poulet fermier à feu doux !
Dia miala tsiny fa toa sarotra ihany ny milaza ilay izy @ teny gasy fa dia raiso am-palemempo ry reto fa natolotra am-pitiavana e !
5. vale ( 07/03/2006 18:42)
bounezy, rafotsy::miam:
6. Rafotsy ( 07/03/2006 19:09)
Manao ahoana i vale !
Inona aloha ny dikan'ilay hoe "bounezy " fa i Rafotsy tsy maharaka intsony e ! Aza mihomé an !!
7. Ralay ( 08/03/2006 04:58)
Akoho bourbounezy no dikan'io rafotsy a dia manome resety matsiro hihinanantsika azy izy io =)) :lol: Bizz akia bounezy a :* fa tanjemo sao tezitra fa ny antsika efa mahazatra ihany e :wink:
8. cutie ( 08/03/2006 13:48)
merci daholo, ataoko le an'rafotsy io. :miam::miam::miam:
9. Veloo ( 08/03/2006 18:21)
:miam::miam::miam::miam:
10. soanja ( 13/04/2006 07:12)
Ny aty aminay toa mila asiana ireny Chicken Broth ireny vao tena manome ilay tsiron'akoho any amintsika sa ve ny lelanay efa tsy mahatadidy tsironako gasy intsony?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4495