Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Fiffi ( 11/03/2006 14:58)
Toro-hevitra
tsy aiko aloha raha eto no tokony hasiako an'ity fa dia io fa dia miadry anareo zany aho raha mila toro-hevitra mikasika @ ireto manaraka ireto ianareo , zavatra fampihasaiko avokoa izany ary nahitako... tohiny
novalian'i titis ny 20/10/2006 19:30
beza ( 11/03/2006 14:52)
TANTARA INDRAY MISEHO
Miarahaba antsika rahariva @ 20h (France) dia misy tantara indray miseho ao amin'ny faniloradio. [url]http://www.faniloradio.com[/url] Rahaviva izany e! Isak'asabotsy no misy an'io ka @ 13... tohiny
novalian'i Achia ny 29/03/2006 20:13
ainga ( 11/03/2006 14:27)
Marc RAVALOMANANA ne s'est pas montré manchot !
Le Président a répliqué comme suit : (...) "Je vous assure, Monsieur le Directeur des opérations de la Banque Mondiale, Monsieur James Bond, et Monsieur l’Ambassadeur de la Commission Europée... tohiny
novalian'i fijo ny 28/03/2006 21:17
pissoa ( 11/03/2006 12:52)
Aiza ...
Blagy tamin'ny teny Frantsay an, nadika (vilana) ho teny Malagasy :roll: Volana Avril ony zany an, efa akaiky ny Paka. Dia tamin'ny oran'ny Katesizy tany ampianarana dia nanontany i Mopera hoe: -E... tohiny
novalian'i pissoa ny 21/03/2006 10:17
survivant ( 11/03/2006 10:50)
vols sociaux
mahavarina ny maheno io fitenenana io satria ny orin'asa vaventy maro eto @ nosy de victime ny hala botry ary matetika anefa de tsy de misy loatra ireo voasazy hany ka lasa fomba fanao izy ankehitriny... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/03/2006 13:11
lemenakely ( 11/03/2006 10:11)
VALALA VALALA BE MANDRY IALAHY...
VALALA VALALA BE MANDRY IALAHY!!! rahoviana ihany vao valala be mifoha:-D:-D mahatsiaro an'iny hiran' i SARERAKA iny ny tena e àry mba lasa aiza tokotrany ary izy iny izao aiza enooo ra -yvon a!!... tohiny
novalian'i fijo ny 15/03/2006 19:43
xxx ( 11/03/2006 08:05)
MR RAVALOMANANA a reçu une claque de JAMES BOND hier!!
Mr RAVALOMANANA a reçu une claque hier lors de l'innauguration du nouvel immeuble de la magistrature à TSARALALANA,par JAMES BOND(le représentant de la banque mondiale).Diffamation ou non? encore ... tohiny
novalian'i fijo ny 16/03/2006 04:35
Fiffi ( 11/03/2006 05:58)
400 ny isan'ny olona maty
La maladie du paludisme (ou dengue 1) frappe beaucoup de gens à Toamasina. Selon un communiqué qui nous a été donné, 400 personnes sont mortes et les malades ne restent que trois jours à l’hô... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/03/2006 07:28
Fiffi ( 11/03/2006 05:40)
FAMONOANA VADY (tohiny)
Notanan'ny Fampanoavana etsy Anosy am-ponja, omaly, ny lehilahy mpihira malaza iray noho ny resaka famonoana vady narahina fandrahonana ho faty. Ny vadiny mihitsy, araka izany, no voalaza fa nitondra ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/03/2006 05:43
xxx ( 11/03/2006 04:49)
Tokio sy Tana
Tamin'ny filoha ravalomanana mbola ben'ny tananan' Antananarivo hono no niseho ny tantara. Namangy an'ny Madagasikara izany ny solon-tena avy tany Japon, hijerijery ny zava-misy. Nalahelo ery ireo so... tohiny
novalian'i kala ny 21/03/2006 06:53
hery ( 11/03/2006 00:27)
solonanarana.blaogy.com
Tonga ny nandrasan'ny ankamaroantsika mpitoraka blaogy. :-) Manomboka izao rehefa manokatra blaogy ao amin'ny blaogy.com ianao dia azonao jerena amin'ny adiresy [b]solonanarana.blaogy.com[/b] ny blao... tohiny
novalian'i lapino ny 11/03/2006 08:43
Herimiafina ( 10/03/2006 19:40)
Resaka Fiara SUV
Malaza io teny io ankehitriny. Inona marina moa ireo karazana fiara azo antsoina hoe SUV? 8) [url]http://fr.wikipedia.org/wiki/SUV[/url]... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/03/2006 20:59
hery ( 10/03/2006 14:26)
blaogy.com
Rehefa miditra ao amin'ny blaogy.com dia hita avy hatrany eo amin'ny pejy fandraisana ireo tahirintsary 10 farany nampidirin'ny mpikambana... Dia mba diovy amin'izay ny tahirintsary tsy izy ao ry za... tohiny
novalian'i hery ny 12/03/2006 19:29
gasypantin ( 10/03/2006 14:19)
hono hoa r'ireto reflxion-ko personnelle ity?
Niteraka resa-be mihintsy ilay reportage FR3 t@ alatsinainy lasa teo iny .Fa ny ahy ny fanontaniana mba apetrako amintsika mianakavy dia izao: naninona noho ny vazaha no nicommenté sy tompon'ny fanda... tohiny
novalian'i Achia ny 28/03/2006 14:10
bubbly ( 10/03/2006 13:50)
efa nisy marina v...
bjr daholo! efa nisy marina v reto hoe olona nihaona teto @ ty serasera ty d mba resaka sérieux??:roll: d mbo omeo toro-hevitra mba hanavahany ny sérieux sy tsy sérieux e!:-D:-D merkii!... tohiny
novalian'i kala ny 20/03/2006 05:42
xxx ( 10/03/2006 13:48)
refa maty vao ramalala ny arista any amintsika!!!
Mampalahelo!ary tsy hita izay ilazàna azy fa rehefa nandinika ny tenako dia refa maty vao ramalàla ny artista any amintsika oh:I RAKOTO FRAH ,azo atao hoe ngezalahy. Jereo anefa fa mandrak'ankehitr... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/03/2006 05:32
ravatorano ( 10/03/2006 10:56)
faniriana hafahafa kosa ity ry zareo ah
FANIRIANA. Efa naharitraritra ihany no nitetika hahazo an’ilay ramatoa ilay rangahy saingy tsy tanteraka ny faniriany. Kaotikaotiny ary arahiny sy rahonany hatrany an-gabone ----------------... tohiny
novalian'i fijo ny 16/03/2006 21:08
ravatorano ( 10/03/2006 10:48)
hivahiny eto madagasikara ny SG an ny ONU
Kofi Annan, dans nos murs d’ici peu Le Secrétaire général de l’ONU et son épouse sera l’hôte de Madagascar à partir du 15 mars prochains. Un bref aperçu sur l’homme d’abord ... tohiny
novalian'i jentilisa ny 11/03/2006 05:06
Rainikarabo ( 10/03/2006 09:34)
Misy tsy azoko
Slt Fa maninona no rehefa za no miditra amin'ny takelaka dia webmaster no misoratra hoe niditra za( eo amin'ilay namana niditra tao anatin'ny 10min), nefa rehefa ilay namako ato no miditra dia ny ana... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/03/2006 19:12
corallie ( 10/03/2006 09:28)
fitazomana lehilahy
aona ry eto ny fomba hitazomana ny lehilahy tsy hanao sipa afa tsy 1 ihany na ny vadiny ihany mifanoroa hevitra e !... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.3939