vols sociaux

1. survivant ( 11/03/2006 10:50)
mahavarina ny maheno io fitenenana io satria ny orin'asa vaventy maro eto @ nosy de victime ny hala botry ary matetika anefa de tsy de misy loatra ireo voasazy hany ka lasa fomba fanao izy ankehitriny ary de lazaina hoe vols sociaux mahavarina
novalian'i Fiffi ny 11/03/2006 13:11
2. sipagasy ( 11/03/2006 11:32)
inn aloha ilay angalarina e!??? ny antony mety mazava fa amidy eny à sisiny ohatra sitrany ahay hihi nefa toa tsy mety ihany anie izany e! eh izany izy hoe "halatra"
3. Fiffi ( 11/03/2006 13:11)
fa tsy misy voasazy ahoana aloha ? ka efa nitory ve aloha ny tompon'ny entana ? ary inona no nangalarina ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1569