Tokio sy Tana
1. xxx
(
11/03/2006 04:49)
Tamin'ny filoha ravalomanana mbola ben'ny tananan' Antananarivo hono no niseho ny tantara.
Namangy an'ny Madagasikara izany ny solon-tena avy tany Japon, hijerijery ny zava-misy. Nalahelo ery ireo solon-tena ireo nahita ny tananan'ANtananarivo ka nilaza hoe:
- Roa taona fotsiny no omenareo anay dia hovitanay otran'ny Tokio Antananarivo.
Gaga izany Andriamatoa ben'ny tanana ka namaly hoe:
-Oadray, zah ary mbola rapida kokoa noho izany. Taona iray ihany no angatahiko dia vitako ny manao an'ny Tokio ho toy Antananarivo!
(LJM)

novalian'i kala ny 21/03/2006 06:53
10. Lejim
(
11/03/2006 15:21)
Io hoy aho fa tsy mahatanty blague isika ato.
dadabe> blague lesy io ah!
dadabe> blague lesy io ah!
20. sasa
(
13/03/2006 03:48)
Veloo ka raha vao mipoitra anie le demony kely d'efa otran'ny hoe tsy mahatanty e:-D:-D