Tokio sy Tana

1. xxx ( 11/03/2006 04:49)
Tamin'ny filoha ravalomanana mbola ben'ny tananan' Antananarivo hono no niseho ny tantara.
Namangy an'ny Madagasikara izany ny solon-tena avy tany Japon, hijerijery ny zava-misy. Nalahelo ery ireo solon-tena ireo nahita ny tananan'ANtananarivo ka nilaza hoe:
- Roa taona fotsiny no omenareo anay dia hovitanay otran'ny Tokio Antananarivo.
Gaga izany Andriamatoa ben'ny tanana ka namaly hoe:
-Oadray, zah ary mbola rapida kokoa noho izany. Taona iray ihany no angatahiko dia vitako ny manao an'ny Tokio ho toy Antananarivo!
(LJM)
répondu par kala le 21/03/2006 06:53
2. dadabe ( 11/03/2006 04:55)
:evil:de maninona no manao xxx aloha e
3. sasa ( 11/03/2006 04:59)
dadabe ka efa nanome indice izy io hoe Lejim kou:-D:-D:-D:-D:-D:-D
4. pissoa ( 11/03/2006 06:06)
:-D:-D:-D:-D:-D
Miala any indray ny sary demonikelin'i bedada kle :-w
5. diamondra27 ( 11/03/2006 06:31)
:-D:-D:-D
6. bebe ( 11/03/2006 09:11)
manja kosa lay tetik'asa eto ê:-D:-D
7. xxx ( 11/03/2006 09:17)
aiza indray ny taratasin'ny ambassadeur amin'ito? =))
8. sipagasy ( 11/03/2006 11:22)
za koa mba miandry kleee hihihihi
9. dadabe ( 11/03/2006 15:00)
iza no ambasadera ???:-w
10. Lejim ( 11/03/2006 15:21)
Io hoy aho fa tsy mahatanty blague isika ato.
dadabe> blague lesy io ah!
11. watafon ( 11/03/2006 19:01)
:roll::roll::roll:
12. pissoa ( 11/03/2006 19:38)
:roll:
13. watafon ( 11/03/2006 19:45)
misy belges ato zany an !
14. pissoa ( 11/03/2006 19:50)
Hihihi, i watafon izao 3belges mihitsy :-D:-D:-D:-D
15. dadabe ( 12/03/2006 03:18)
ljm okaye:°)
16. Lejim ( 12/03/2006 15:13)
ndao ary hiomehy! lol :-D:-D
17. onjah ( 12/03/2006 15:37)
=))=)) Aiza kosa e .
18. watafon ( 12/03/2006 17:45)
pissoa,tsy possible mitsy :wink::-D
19. Veloo ( 13/03/2006 02:06)
lejim a mahatanty blaguy ato ka :-D:-D:-D
20. sasa ( 13/03/2006 03:48)
Veloo ka raha vao mipoitra anie le demony kely d'efa otran'ny hoe tsy mahatanty e:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2106