Resaka Fiara SUV

1. Herimiafina ( 10/03/2006 19:40)
Malaza io teny io ankehitriny. Inona marina moa ireo karazana fiara azo antsoina hoe SUV? 8)
http://fr.wikipedia.org/wiki/SUV
novalian'i Fiffi ny 27/03/2006 20:59
2. Fiffi ( 10/03/2006 20:08)
toa fiara matanjaka be daholo izy zany an! ho anareo lhl zany fa tandremo hiany ny radar eh!
3. Herimiafina ( 10/03/2006 20:13)
Misy voiture de plaisir kely ihany koa anie ry Fiffi e! Sady ny vehivavy aza no toa betsaka tia azy koa!
4. Fiffi ( 10/03/2006 20:18)
Ce terme désigne les véhicules de loisirs, tels que les tout-terrains, et autres gros breaks apparentés
io aloha no hitako ao koh!
5. Herimiafina ( 10/03/2006 20:36)
Le BMW X5 io izao hitako hoe fiarambehivavy kou! Tsy tian'i Fiffi ve io?
6. Fiffi ( 11/03/2006 05:14)
ka na io ary anie ka fiara matanjaka be koh! fa tiako aloha eh!
7. cutie ( 11/03/2006 17:49)
SUV fiara hoan'ny olona mpandany lasantsy :-D tsy te hahalala ny hafa fa ry zareo ihany.
8. Fiffi ( 11/03/2006 19:04)
:-D:-D:-D:-D
9. Herimiafina ( 13/03/2006 14:59)
cutie:

SUV fiara hoan'ny olona mpandany lasantsy :-D tsy te hahalala ny hafa fa ry zareo ihany.


Toy ny polisy sy ny ranger ary ny sheriff ve? hehehe:-D:-D:-D:-D

10. cutie ( 13/03/2006 19:31)
herimiafina,an3, hafa ny an'reny ka :-D
tongava aty de mahita, aty feno :-D
11. Fiffi ( 13/03/2006 19:33)
Herimiafina : tongava hono any eh! :*:*:*:*
12. cutie ( 13/03/2006 19:51)
fiffi, njy koa mahazo tonga anie rah te hahita e :-D
13. Fiffi ( 13/03/2006 21:15)
dia aleo aho hiaraka @ i Herimiafina dia tsy ho very sady sao dia io koa ny fiarany ? dia mba tiako handramana sa ahoana ry HM ? :-D
14. soasoafy ( 27/03/2006 13:37)
Tsara le fiara saingy ny pouv.d'ach. n'ny ankamaroan'ny gasy tsy maharaka io.
15. Fiffi ( 27/03/2006 20:59)
fa misy mahavidy an'io an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1153