FISCALITE A MADAGASCAR

1. xxx ( 08/03/2006 11:42)
Manahoana daholo.

Mba mila fanampiana avy aminareo namana.

Mba misy afaka manampy ahy ve @ torolalana hatao momba ny fiscalité eto amintsika:

- fanaovana déclaration fiscale: revenu - impôt ( entreprise )
- inona avy ireo taxe sy impôts payer ny entreprise sy ny agenda de payement , ary ny toerana handoavana azy?
- ahoana ny calcul ny TVA?

2. garrol123 ( 08/03/2006 12:03)
Tsy aleonao ve mandinika ny code géneral des impôts aloha fa ao ireo mazava be daholo.Manjary lazaina anao daolo ty retra retra ty ka refa misy tsy dia mazava ao vao manontany ianao;:?::?:
3. radanz ( 08/03/2006 13:19)
izay nolazain'i garrol zay mihitsy no izy e ! mandinika ny cgi aloha de mijery agenda fiscal, fa efa misy fanazavana tsara ao. Raha tena tsy mazava angaha vao ezahana hazavaina eto, raha vita
4. chipoli ( 08/03/2006 16:36)
vao nahita CGI mihintsy aho teto @ net:
nahazo renseignements tokoa aho ,ny tiako ho fantatra izany dia ilay modèle de declaration fiscale eto amintsika: inona avy ireo rubrique ao anatiny declaration fiscale eto madagascar?
Momba ny agenda de payement: IBS - TVA - IRSA - IRCM no tiako ho fantatra , ny IBS ihany no fantatro hoe annuellement fa ny hafa tsy tena fantatro

Momba ilay calcul ny TVA ihany koa anefa tsy tena azoko tsara ilay tao anaty CGI, ary mety misy mahafantatra momba ny barême des imôpts - droits et taxes gérés par la DGI ihany koa ve?

Mety angamba ry namana raha mba omenareo cas pratique aho izany hoe genre exercice avec explication et corrigé satria ny pratique no mora azo noho ny théorie lava be.

Moa raha misy avy aminareo afaka manome fanampiana bebe kokoa momba ny fiscalité de l'entreprise : régime fiscale , dia raisiko an-tanan-droa

5. paomakely ( 16/04/2006 22:21)
asio maso ity:
http://www.impots-mg.org
6. tsaratsara ( 18/04/2007 07:29)
miarahaba antsika rehetra e
mba saika misy hanontaniako kely anareo re azafady e
efa nijery cgi mis a jour 2007 za fa mba tiako hazavaina ny regle de deductibilite e.
za mantsy mbola novis e
merci
7. Fiffi ( 18/04/2007 07:46)
fa nga tsy voazava ao akia io ?
8. tsaratsara ( 18/04/2007 12:41)
eny ary e
ny tena marina anie de afa ihany ny cas pratique e, hafa iany le azavainy namana e
fa bon merci fiffi raha izay no teninao a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3229