Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
dadabe
(
05/03/2006 02:59)
andrana
[img]http://www.spitzer.caltech.edu/features/articles/images/20060303b.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i kala ny 17/03/2006 07:58
xxx
(
04/03/2006 21:41)
ity sisa ilay 747 -200 (tohiny sady farany)
sahala @ izao sisa no niafarany avy tao CHATEAUROUX (FRANCE)vers fin 2002 dia tao BRISTOL -FILTON (tao ANGLETERRE)
http://www.jetphotos.net/viewphoto.php?id=199108
raha tsy misokatra dia mangata...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 07/03/2006 09:44
felanawil
(
04/03/2006 20:41)
film gasy hono
Efa nataonareo ve ny nanao film t@ kamesikopy dia atao montazy @ odinatera, ireny no ataondry zareo dia avy eo atolotra ny olana hoe "film" ka ilaharana eny @ salle de cine, ny tantara @ izany dia aok...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 22/05/2006 19:33
xxx
(
04/03/2006 18:58)
ity sisa no niafaran'ilay 747-200 ankoay
izao sisa no niafaran'ilay 747-200 ankoay asa izay nahatadidy!!!
[img]http://[/img]www.jetphotos.net/viewphoto.php?id=216603...
tohiny
novalian'i Veloo ny 05/03/2006 03:49
yonikafopl
(
04/03/2006 16:25)
Akaiky tokoa ve ny farany???
Asa ianareo raha mba mahatsapa toa ahy, fa efa mitranga daholo ireo loza voalaza ao am baiboly ho famantarana ny faran'izao tontolo izao. Be ny arenina mahafaty, na ho an'ny olombelona , na ny biby, b...
tohiny
novalian'i marozevo ny 10/04/2006 22:36
ainaheri
(
04/03/2006 11:23)
Vache folle
Voatily tao Suede fa nahitana lay aretina :la vache folle,ny omby tao efa tsy hay intsony izy ity!!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/04/2006 12:20
Fiffi
(
04/03/2006 07:28)
Fitiavana-Fijaliana
Nahoana no ampijaliana
ity foko manirery ?
Lazao rahatoa tsy tiana.
Lazao fa tsy an-tery.
Dia ho nofiko ve ny lasa
ka ho rava ankehitrio ?
Hafaliana tsy homby tratra
dia ho sento manomboka...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/03/2006 20:02
LazaRandri
(
04/03/2006 03:32)
mivadika atidoha. hahaha!
[img]http://www.fuckfrance.com/images/bio/0dcf41677511e50c8255ea0ad4c4816b.gif[/img]...
tohiny
novalian'i Veloo ny 08/03/2006 16:46
zandikely
(
04/03/2006 02:15)
Une vérité sur l'attantat contre JEAN PAUL II en 1981
Le sénateur Paolo Guzzanti, président de la "commission Mitrokhine" (du nom d'un ex-agent du KGB), chargée d'enquêter sur l'activité des services secrets soviétiques durant la guerre froide, a r...
tohiny
novalian'i marozevo ny 05/03/2006 14:59
Herimiafina
(
03/03/2006 17:14)
Piesy halatra natao tamin'ny fiara.
Somary gaga sy talanjona ny tenako naheno ny nanjo izay tovolahy iray izay.
Nividy fiara occasion izy, US$18,000 misy taratasy mazava, ary vita controle technique tsara satria fiara avy nanao acci...
tohiny
novalian'i ambivotra ny 14/03/2006 14:21
Lejim
(
03/03/2006 16:46)
tena tia
Mba nanontany ambadiny hono ity vehivavy iray ity satria mba be resaka moa e:
-vavy: Vehivavy otran'ny ahoana no tianao cheri, ny vehivavy tsara tarehy ve sa ny vehivavy marangi-tsaina?
-lahy: Tsy m...
tohiny
novalian'i Veloo ny 09/03/2006 21:19
Optik
(
03/03/2006 16:41)
Momba an'i Jaky
Azafady; sao de mba misy afaka manome ahy ny adiresy mail na numero telefôna an'i Jaky!
Misaotra ....
tohiny
novalian'i lapino ny 05/03/2006 20:35
bemalaza
(
03/03/2006 16:12)
fa hono hoa efa maty ve i charon!!!!!!
mandeha tokoa ny resaka @ izao fotoana izao ,ny mikasika an'ingahy charon ,ary misy ko ny manotany hoe efa maty ve izy sa?
ny resaka mandalo sy henoheno ombenimbeny de efa lasa hono izy fa tsy lazain...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/03/2006 22:35
dadabe
(
03/03/2006 16:08)
diaspora
miala tsiny @ moderatera sy ny namana rehetra aho raha toa ka eto no nametrahako azy satria eto no be olona mpiditra .
zah tena tsy mahay ary tena tsy haiko le dikany de aleo mba hanotaniko ianareo ....
tohiny
novalian'i sasa ny 16/03/2006 04:06
kala
(
03/03/2006 15:36)
be fika
Nanao vizity medikaly ity pilôty Airbus efa tsy de mahita tsara ny masony.:roll:
Fetsy leiry :ianarany dieny mialoha ny famakian-teny.
Gaga radoko hany ka nampifamadihany ny litera rehetra.:idea: T...
tohiny
novalian'i Veloo ny 08/03/2006 16:48
Fiffi
(
03/03/2006 15:12)
AMBALAVELONA
Tsy fantatra na finoanoam-poana na ankasom-parana na aretina. Nanomboka ny 6 janoary teo dia nitrangan'aretina hafahafa tao Vavatenina. Sekolim-panjakana, EPP ao amin'ny fokontany Ambatoaranana no ten...
tohiny
novalian'i tovolahy007 ny 31/03/2006 02:49
kala
(
03/03/2006 14:20)
dadanay no tena milay
Asa na efa nandeha teto ity na tsia fa ataoko ihany aloha ê!:D
Tany am-pianarana, tafaraka reto zazalahy telo nandritry ny fakan-drivotra.
A : dadanany leitsy no tena lehilahy rapida eto amboni...
tohiny
novalian'i Veloo ny 08/03/2006 16:49
yonikafopl
(
03/03/2006 14:09)
Ivato : Ady tany amin’ny tera-tany vahiny
Trano 120 tafo no ho trongisina
Mafana dia mafana ny ady tany eny amin’ny faritra Ivato eny amin’izao fotoana izao. Nifoha indray angamba no marimarina kokoa satria araka ny vaovao mande...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/03/2006 10:10
kala
(
03/03/2006 14:08)
ity misy sopapa
Tsy ankamantatra fa toro-hevitra :
Raha mandeha fiara mafy ve ianao ka mandona mpisolo vava iray (avocat) de inona no ataonao??
:idea: miverena hianao ary itsaho indray mandeha ho maty tsara sao.....
tohiny
novalian'i Veloo ny 08/03/2006 16:50
bird
(
03/03/2006 10:52)
FITIAVANABE
Mitady fitiavana amin'olona vehivavy raha liana amin'izany dia valio aho fa mifanazava isika avy eo .Misaotra tompoko...
tohiny
novalian'i caline ny 20/06/2006 19:22
