Vache folle

1. ainaheri ( 04/03/2006 11:23)
Voatily tao Suede fa nahitana lay aretina :la vache folle,ny omby tao efa tsy hay intsony izy ity!!
novalian'i Fiffi ny 09/04/2006 12:20
2. watafon ( 04/03/2006 12:20)
mety mbola ela kosa alou zany vao hotonga aty an ?
3. Fiffi ( 04/03/2006 13:52)
niverina angaha io ? sao dia voan'ny gripa aviaire fa tsy vache folle ? tsy hay intsony manko!!!
4. fasaly ( 04/03/2006 14:34)
de tsy hay tsony marina fa voa daholo zany ny biby sy ny vorona rehetra:cry: tsy hihinakena tsony atsy ho atsy:twisted:
5. lapino ( 04/03/2006 17:57)
Ny saka aza hono voan'ny gripa aviaire ko! Asa raha saka manatody ireny! :-D:-D:-D
6. fijo ( 04/03/2006 18:47)
andao ry zareo ihinana hena be aloha an,sao tsy ahazo ihinana intsony mantsy avy eo
7. Fiffi ( 04/03/2006 20:03)
ny lapin zao no malaza indray ka mbola tsy nahenohina hoe nisy voa . Fa tsy lapino io an! :-D:-D
8. Veloo ( 05/03/2006 00:05)
lapino=))=))=))
9. jennifer2 ( 05/03/2006 03:26)
mety gripa hafa no mahazo ny lapino ka! sa ve mety ho aviaire koa?:-@:-@:-@
10. Veloo ( 05/03/2006 03:52)
8O:-D:-D
11. fijo ( 05/03/2006 04:41)
an an grippe lapinaire ka,hi hihi
12. Fiffi ( 05/03/2006 06:39)
:-D:-D:-D:-D hitako mitady zavatra hafa i lapino :-D
13. booboo ( 05/03/2006 11:33)
fijo > :-D:-D
14. watafon ( 05/03/2006 12:07)
:-D:-D:-D
15. lapino ( 05/03/2006 12:53)
Kay lety e! Tô voan'ny gripa koa kay za ato kle! Kokloo hitady ze hamindrana azy zany ko :-D:-D:-D=))
16. fasaly ( 05/03/2006 13:52)
tandremo zany ry lapino......aleo ho salama tsara ihany nareo lapin reny fa reny sisa no handrandraina ho hanina refa tsy misy hena ho hanina tsony:wink:
17. watafon ( 05/03/2006 16:18)
aleo mivadika vegetariana e! sa?
18. Veloo ( 05/03/2006 19:26)
ie zany mihitsy ry wata a, any dago mbola tsy mila manao veggie ka, mbola tsara doly ny hena:-D
19. lapino ( 05/03/2006 19:32)
Mbola mahazo mihinana trondro taoko? :)
20. Fiffi ( 05/03/2006 21:22)
efa lasa trondroaviaire koa hono koh ! :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0769