Vache folle

61. watafon ( 17/03/2006 13:10)
Fiffi: aôna ? :*:*:*
fijo, zay aloha d marina e!
62. fijo ( 17/03/2006 19:58)
fa aty misy ilay hena manta nalona tamina voasary makirana sy sira ary menaka oliva.asa aloha na alona firy andro le izy,fa tena tsara izany an.
63. Veloo ( 17/03/2006 21:16)
fijo a dia zay fotsiny ve dia tonga de hohanina? manta zany? beurrrrrrrrrkkkk:-D
64. fijo ( 18/03/2006 03:58)
ie ,hita hoe mbola manta le izy,fa tsara be.mino aho fa nalona andro maromaro io ka.
65. Fiffi ( 18/03/2006 06:57)
fijo: tsy lasako aloha zany an! raha vao hena manta aloha dia tsy ao mihintsy zah eh!
tafawon: :*:*
66. watafon ( 18/03/2006 15:50)
tafawon nga no betsaka any? :*:*:*
ary nareo nga tsy tia an'ireny trondro manta reny , na izy le mbola velona , miam !! za efa nihinana fa tsar an !!! :-D:-D:-D
67. Fiffi ( 19/03/2006 07:14)
wata: ny ahy aloha dia raha vao resaka manta dia tsy lasako eh! ny hena aloha raha vao mahita rà na ny jus kely mbola menamena iny dia efa manapaka ny appetit-ko mihintsy maika fa ny ihinana ? faran'izay masaka hiany no tena :miam:eh! :*:*:*:*
68. watafon ( 19/03/2006 19:22)
Fiffi, le izy ange masahana @ citron sy gingembre fa za alou tsy hihinana trondro manta amzao zany kosa e! :*:*
69. Fiffi ( 19/03/2006 20:30)
efa nanandrana an'io zah teny @ resto sinoa fa tsy lasa eh! :*:*:*
70. Veloo ( 19/03/2006 22:12)
za ko tsy tia:roll:
71. watafon ( 21/03/2006 18:22)
d mazotoa homana zany za rery raha izany kou !:-D:-D
72. Veloo ( 21/03/2006 20:55)
:-D
73. Fiffi ( 21/03/2006 20:56)
:-D:-D:-D:-D tsy maninona fa hiaraka aminao zah fa nem hiany no ho haniko an! :miam::miam::miam::miam:
74. Veloo ( 22/03/2006 01:29)
:°)
75. Fiffi ( 22/03/2006 06:04)
:-D
76. fijo ( 22/03/2006 21:05)
le izy anie tsy misy ra intsony e,fa masak'ilay zavatra handomana azy.
ny akamba koa no tiako raha manta.hoatry ny manao "fondu japone"
77. Fiffi ( 23/03/2006 05:45)
inona ity fondu japone ry fijo ?
78. watafon ( 23/03/2006 18:52)
fijo, zany tokoa lesy an ! sashimi no anarany , hummmm! omena kely kou nga njy ry Fiffi?
79. fijo ( 23/03/2006 20:28)
fiffi toa ny manao "fondu bourguignon"ihany fa tsy hena no ampiasaina fa karazana trondro sy krevety
80. Veloo ( 23/03/2006 23:24)
8O afa ndray zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1468