Vache folle

101. Fiffi ( 05/04/2006 03:49)
soahiany :)
102. watafon ( 06/04/2006 09:13)
:roll:
103. Fiffi ( 06/04/2006 13:01)
ka zah ary tsy nahafantatra an'ilay izy nefa nihomezanareo fotsiny de i fijo nilaza hoe afaka miheritreritra dia novaliako hoe "soahiany" de toa gaga be ianao ry wata ?
104. fijo ( 07/04/2006 03:39)
gaga izy fa ndry variana loatra ko
105. Fiffi ( 08/04/2006 14:12)
tsy variana hoa zah fa mandinika ny voalaza koh! fijo koooo :-D
106. watafon ( 08/04/2006 14:48)
:-D:-D:-D mety v ?
107. Fiffi ( 09/04/2006 12:20)
inona aloha no nety ? :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1082