Vache folle
42. Fiffi
(
13/03/2006 18:42)
Veloo: tsy hainy akory akia fa mba ... fotsiny izy an! wata : inona ary ilay izy ? :-D:-D:-D:-D
53. Veloo
(
16/03/2006 17:40)
fijo ko tssssssss ahantra eo fotsiny ny ankizy... ny vache folle tonga aty aminay zao tsika miteny zao :roll:
54. watafon
(
16/03/2006 17:45)
zay mihitsy ange no tena tsy azoko @ le fanjakana malagasy e! afenina foana ny vaovao marina , ny antony tsy hay hoe maninn ? efa hatramin'ny andron'ny choléra io fa lazaiko anareo an ! tena tssss !!!!
araraoty ny andro azo hanaovan-tsoa fa miharatsy marina ange zany fiainana izany ry reto e!
Fiffi,:*:*
araraoty ny andro azo hanaovan-tsoa fa miharatsy marina ange zany fiainana izany ry reto e!
Fiffi,:*:*
57. fijo
(
16/03/2006 19:43)
veloo sy wata ary fiffi,marina fa misy io vache marary ovana io,fa ny tena mahatonga ny vazaha matahotra anie dia tsotra e,ry zareo rehefa mihinana hena,dia hena zara raha masaka no hoaniny.tena mbola ra be ny ao anatiny ve no hoanina ,ko aiz ano tsy hifindra ny aretina?isika tsy ho voan'io satria ny antsika ny hena masaka tsara hatrany anatiny
59. Veloo
(
17/03/2006 03:06)
fijo a marina ny anjy zany mihitsy... ila inana hena manta mihitsy ry zareo...:wink: