Vache folle

21. Veloo ( 05/03/2006 21:47)
inn zany trondro taoka zany ry lapino? ny tondro feno mercury knou :wink:
22. watafon ( 06/03/2006 18:10)
aza avadika le resaka ry veloo an ! te hisotso nga njy? :-D:-D:-D
23. lapino ( 06/03/2006 18:10)
An3 ka! Tairo avadika kely:

Taoko ty mbola mahazo mihinana trondro?! :wink:
24. Veloo ( 06/03/2006 18:33)
wata a za tsy mamadika size knou i lapino no mamadika
njy an:twisted:
lapino ko tssssssss
za zao bedy ery
25. watafon ( 09/03/2006 19:10)
Lapino'Taoko fa we tsy azo hohanina intsony aza any trondro kou !
veloo,:-*
26. Veloo ( 09/03/2006 19:46)
wata:-D:-D
27. fijo ( 09/03/2006 21:00)
raha marary aby ny hena dia le sipa hena hena be ireny indray hoanina e
28. watafon ( 10/03/2006 06:15)
ary raha sipa folle d ahoana ry fijo ? :-D:-D:-D
29. Veloo ( 10/03/2006 16:09)
=))=))=)) de lasa fou ko lesy i fijo a =))=))
30. Fiffi ( 10/03/2006 18:09)
:-D:-D:-D:-D
31. fijo ( 10/03/2006 19:40)
wata,ka ny hena fotsiny no hoanikoka.hi hihih
vaovao,misy denge koa any guadelope
32. watafon ( 11/03/2006 14:02)
fijo, misaotra amle vao2 e! d mamindra nge le folie e! :-D
33. Fiffi ( 11/03/2006 14:08)
:-D:-Dinona indray zany haretina mamindra eto zany ? sao dia ny haretina "jofi sy fontawa" ? :-D:-D:-D:-D
34. watafon ( 11/03/2006 18:09)
Fiffi, aretina vao2 taiza akia reo ? :-D:-D:-D
35. Veloo ( 13/03/2006 00:12)
inn doly ndray reo?
36. Fiffi ( 13/03/2006 04:56)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
37. Veloo ( 13/03/2006 16:48)
38. watafon ( 13/03/2006 17:21)
veloo, namorona discipline médicale vao2 i Fiffi e!:-D:-D:-D
39. Veloo ( 13/03/2006 17:45)
wata ie fa aiko ilay izy ka :-D:-D
wata njy mbola tsy mahalala:-D:-D
40. watafon ( 13/03/2006 17:50)
veloo, poikany fa efa haiko efa ela !:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1146