Vache folle

81. Fiffi ( 24/03/2006 05:20)
wata: an3 ! tsy tiko wa ireny an!
82. watafon ( 24/03/2006 18:52)
Fiffi, ôka ary fa hohaninay sy fijo irery ato e!
83. Veloo ( 24/03/2006 18:53)
mazoto homana eeeeee:°)
84. watafon ( 24/03/2006 19:12)
misaotra e! d manasa ihany na d izany aza e!
85. Veloo ( 24/03/2006 19:44)
misaotra eeeeeee:wink:
86. fijo ( 24/03/2006 20:24)
voamafy nareo sipa ireo.tsy mahalala zavatra tsara.
misy manontany ahy koa ato hoe tsara ve ny sifotra?
ny ahy io no zavtra tena tiako
87. Fiffi ( 25/03/2006 17:27)
wata: :(
fijo: fa inona indray ity sifotra ?
88. watafon ( 25/03/2006 18:31)
Fiffi: escargot angamba izy zay raha tsy diso aho !
fijo, tena tsy mahay mankafy sakafo marina ireto sipa reto lesy k !:wink:
89. Fiffi ( 25/03/2006 20:05)
zay indray aho vao nahafantatra an'izany an!
90. watafon ( 26/03/2006 18:26)
Fiffi,d faly nahafantatra zany v ? i veloo kou zao sura fa tsy mahafantatra an'io ! :-D:-D:-D
91. Fiffi ( 26/03/2006 20:47)
wata: faly kosa eh! @ zay mba afaka milaza azy fa tsy lazaina foana hoe escargot :-D:-D:*:*:*
92. fijo ( 29/03/2006 03:48)
fiffi,mba gaga indray aho hoe tsy haindry izany.
93. Fiffi ( 29/03/2006 11:05)
fijo: marina mafy moa raha mba nahafantatra an'io aho hoe izany no anarany 8O
94. fijo ( 29/03/2006 20:48)
hummmm,sao heverindry fa sikotra ary?hi hi hi
95. watafon ( 30/03/2006 19:06)
fijo,:-D:-D:-D
96. fijo ( 30/03/2006 20:25)
asa ko,saomba izay
97. Fiffi ( 31/03/2006 06:40)
hihomezanareo fotsiny zah! :(
98. fijo ( 31/03/2006 19:11)
mba heritreritra iny ka
99. Fiffi ( 01/04/2006 11:22)
ary raha mba hiheritreritra koa i fijo an!
100. fijo ( 04/04/2006 20:08)
ka mbola hafaka miheritreritra ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0905