ity sisa ilay 747 -200 (tohiny sady farany)

1. xxx ( 04/03/2006 21:41)
sahala @ izao sisa no niafarany avy tao CHATEAUROUX (FRANCE)vers fin 2002 dia tao BRISTOL -FILTON (tao ANGLETERRE)

http://www.jetphotos.net/viewphoto.php?id=199108

raha tsy misokatra dia mangataka an'i HERY hanao toy ny teo aloha misaotra indrindra
TANTARA IRENY KA TANTARA!!!:-D
2. xxx ( 05/03/2006 08:24)
eny e misy marina ny tenin'ilay namana sasany hoe mba fiable kosa io avion io na dia izany aza tsy ni crache mihintsy
3. naritsimba ( 07/03/2006 09:44)
tsy hitanay tsara le zsary fa ny rambony fotsiny ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3669