Ny zanaky ny mpanjaka hono eeeeee
1. ari.malala
(
06/03/2006 10:02)
Nitady vady hoan'ny zanany vavy hono zany ny mpanjaka Arthur, d zao no atao, asina paoma eo ambony lohan'le zavavy, d ze lhl mtoraka lefona ka mahavoa an'le paoma no ho vadiny. Nande ny voalohany, nitoraka lefona d nahavoa, d nankeny @mpanjaka, d niteny hoe "I am Robin des Bois", nande ny faharoa, nitoraka d nahavoa d nankeny @ mpanjaka d niteny hoe "I am Guillaume Tell". Nande kosa ny fahatelo, nitoraka ka tsy le paoma no voa fa ny handrin'ilay zavavy, d lasa izy nankany @ mpanjaka d ozizy, "I am SORRY"
répondu par Veloo le 15/03/2006 17:04
5. xxx
(
06/03/2006 11:58)
ngah nandrasana hitoraka ny faharoa sy fahatelo vao nieritreretana atao ny raharaha? :lol::cry:
12. kala
(
06/03/2006 13:33)
ka vita ny zanaky ny mpanjaka de nanambady an'i sorry.
Zany we veuf sahady zany Sorry :roll::roll::roll::roll:
Zany we veuf sahady zany Sorry :roll::roll::roll::roll:
14. Lejim
(
06/03/2006 17:48)
Grave koa anie ireo mpanjaka ireo rehefa ho shagnagna e! lol, raha zah no mba nasaina nitoraka dia ilay mpanjaka vendrana no nokendreko. :-D:-D
16. Lejim
(
06/03/2006 20:16)
veloo> Tsy haiko manao azy sady ela be ny ordiako mamoaka ireny sarikely ireny dia najanaoko. Fa tsy maninona ka! :wink:
18. jennifer2
(
06/03/2006 22:52)
namaplahelo le zanaky le mpanjaka! nafa mety mbola betsaka zao no te hitoraka de lavon'i sorry izy! ndryyy!:(:(
