gasy mpilalao ody
1. boubounezy
(
06/03/2006 09:04)
:roll::roll: mba aona ny fievitrareo momba ny reny gasy aty france na @ pays étranger dé mbola manoy milalao ny ody gasiny avy any dago iany na par téléphone na eto antoerana?:?::roll::roll::roll::-D
novalian'i boubounezy ny 29/03/2006 06:29
3. Fiffi
(
13/03/2006 04:51)
ireny olona milalao ody ireny , tokony ho fantany fa hisy valiny avokoa ny natao!
5. boubounezy
(
29/03/2006 06:29)
ka tsy matoky tena mintsy re mpanao ody reny ry fiffi a! ary tsy itako zé mahasoa @zany:roll::roll::roll: fa maika olana no azo sa??? :-D:-D:-D:-D:-D:-D
Fiffi:
ireny olona milalao ody ireny , tokony ho fantany fa hisy valiny avokoa ny natao!
