Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Fiffi
(
02/03/2006 09:00)
Tafajoro ny Mutuelle de Madagasikara any Frantsa
Sahirana tanteraka ankehitriny ireo malagasy monina any ivelany raha sanatria ka maty any antanin'olona ireo mpiray tanindrazana amintsika amin'ny saran'ny fampodiana ny razana. Ny antony dia lafo dia...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/03/2006 14:09
xxx
(
02/03/2006 08:58)
MIAVONA NY SIPA GASY ETO PARIS
mahagaga mihintsy inona ary no antony?:x...
tohiny
novalian'i mimika ny 26/08/2006 00:22
Fiffi
(
02/03/2006 08:54)
Tabou
Tadidiko taloha dia tsy afaka mihintsy ny miresaka ohatra: ny fahafatesana , ny fitiavana , ny fahasalamana indrindra fa ny an'ny tovovavy fa toa "tabou" daholo izany . Marina koa aloha fa hoe ao ny f...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/03/2006 20:51
chipoli
(
02/03/2006 08:18)
TONONKIRA KALVARY TANORA MASINA ITAOSY RAHA MISY MANANA
Miaraha antsika rehetra namana.
Sao mba misy manana ny tonon'ilay hira KALVARY hirain'ny tanora Masina Itaosy isika namana fa tena mila hilaina maika io hira io ho fanomanana ny Paska.
Dia misaotr...
tohiny
novalian'i onjah ny 28/03/2006 11:40
jentilisa
(
02/03/2006 05:54)
usjf: hanao hadalana lehibe?
Taitra aho raha nandre ny fanapahan-kevitry ny mpitantana ny usjf aloha. Heveriko avy hatrany ho karazana chantage ilay izy, izany hoe tsy hiakatra amin'ny sehatra manaraka intsony. Mety ho haika mba ...
tohiny
novalian'i jentilisa ny 06/03/2006 13:15
LazaRandri
(
01/03/2006 22:27)
fivarotam-boky sy trano printy
misy manana adiresy aterineto ve ny librairies sy imprimerie eto Madagasikara? Azo anaovana achat en ligne sa tsy azo itokisana? hahaha =))...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/03/2006 06:18
LazaRandri
(
01/03/2006 22:16)
Hoax Gasy
Manandrana hoax indray ry "zalahy" fa antomotra ny fifidianana!!!
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/03/2006 07:05
fijo
(
01/03/2006 19:53)
22 febroary ,fanonganam panjakana sa inoan marina?
i herizo razafimahaleo moa no nanomboka nanisy resaka be ity daty iray ity,ka dia nanjary nampisavorovoro ny sain'ny olona le izy.
ka ndeha ary jerentsika amin'ny maso somary manaraka lalana kely io ...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/03/2006 22:23
tyfoly
(
01/03/2006 18:18)
telefonina
raha ohatra ka miantso ny sipanao @ tel in-3ianao, nefa rehefa avy eo tsy mahazo azy , tsara marihana fa @ alina 22h, nefa tonga d repondeur ilay antso 1, d ny faha-2 indray ni-sonner 2 fois d nivadik...
tohiny
novalian'i Roch ny 21/04/2006 20:43
Levy
(
01/03/2006 17:37)
Fanambadiana lova tsy mifindra !
Lova tsy mifindra : Ny lafy ratsy mandrakariva no asongadiny @ zao vanim-potoana lazaina mazava sy mandroso izao hoe: Tsy resaka fitiavana fa amboarina, fanavakavahana, resaka ekonomika ( tsy mifindra...
tohiny
novalian'i valinaka ny 03/03/2006 08:31
akamatiana
(
01/03/2006 17:20)
Sipa kounkou sy sipa tu sais!!!
:roll::roll::-w:-w
Misy namako waa any dago , de refa miresaka anay de bedesiny fôna zah wee aza manao kounkou zany houn !!8O fa mba sipa tu sé fa tsy sipa kounkou :roll: de antaniko anefa izy we...
tohiny
novalian'i Yverson ny 08/05/2006 15:26
akamatiana
(
01/03/2006 17:15)
Ditra????
:roll: Fa inn marina kay ny atao we ditra fa tô mahazo an'io fiteny io fona zah kle!!
De inn ilay atao we hendry fa mbô enaranay ra zany kle!!^:^^:^^:^...
tohiny
novalian'i fanaina ny 04/05/2006 12:57
bilakarenjy
(
01/03/2006 16:09)
toroy hevitra i zenaida e!
Nirahina nividy afokasoka i zenaida dia nohafaran'ny rainy tsara izy :
-Tandremo sao afokasoka tsy mirehitra no entin'ialahy ry zenaida ,fa asaiko averin'ialahy any amin'ny mpivarotra a!;
Afaka mini...
tohiny
novalian'i Veloo ny 13/03/2006 17:53
xxx
(
01/03/2006 16:03)
RECRUTEMENT DES TALENTUEUX MALGACHES
Offshore Developpement, societe francaise recherche pour son
developpement des freelance Desginer, Graphiste et Flasher.
Veuillez envoyer votre CV ou portofolio a
info AT offshore-developpement.com...
tohiny
fek
(
01/03/2006 14:11)
hevitra asosoka
maninona moa rehefa andro natokana ho an' ny vehivavy ihany ny 8 mars dia miasa tsara sy miasa mafy fa ny lehilahy kosa no mba tsy miasa? Mba maodely e...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 05/03/2006 11:23
jentilisa
(
01/03/2006 12:57)
rova: grue zesta fotsiny!
Faly ery ny maro mahita ilay fitaovana ngezangeza mijoro eo amin'ny Rova eo. Tena hiasa, tena hanomboka ny asa hoy ny eritreritry ny maro. Saingy ny mampihomehy dia izao. Tsy mihetsika mihitsy ilay gr...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/03/2006 07:07
xxx
(
01/03/2006 12:53)
lamaody ve sa hadalana...
Na mety aretin'ny taonjato faha-21 koa angamba. Betsaka ny vehivavy no milaza fa dia izay no angatahin'ny lehilahy matetika ankehitriny. Mety hoe fanandramana na fitiavana an'ilay mihitsy koa angamba....
tohiny
novalian'i little ny 06/04/2006 10:39
isrine
(
01/03/2006 12:32)
Galeoka, solafa
Efa nisy nilaza tamiko ihany ny dikany satria dia teny vaovao tamiko izy ireo, fa mba te-hahalala ny tena hoe: teny gasy ara-dalana ve izy ireo.
Misaotra an'izay afaka mamaly....
tohiny
novalian'i little ny 07/04/2006 10:13
ramajik
(
01/03/2006 12:07)
be loatra leisy any aminay a!
taty Allemagne, sendra tafaraka tenny ambony Train i Ramerla(americain), rachanglee(chinois), rainiboto(allemand) ary i Ali(turque).Dè nandeha ny train, afaka kelikely nitsangana i ramerla , dé nana...
tohiny
novalian'i Veloo ny 03/03/2006 16:44
lemenakely
(
01/03/2006 10:04)
PHOBIE!!!!!
samy manana ny azy ny olona rehetra ny ahy dia manao plongeon sous- marine dia mifanena @ baleine ngezabe na sous-marin izay ny phobieko vao mahita magazine fotsiny aho dia matahotra e!!!mety hoy iana...
tohiny
novalian'i Veloo ny 03/03/2006 15:46
